25/02/2025
Indray andro naharay taratasy avy aminy sipany ilay tovolahy izay lasa manao tafika (en mission millitaire) izay nanambara fisarahana , toy izao ny tao amin'lay taratasy
Sofia; ho an'i Dheere
Ten miala tsiny lesy fa tena tsy vitako intsony ilay miaina otrizao fa tena misy elanelana be ny amtsika enw lavitra ahy fona,, aleo tsika misaraka ngamba na dia nifanome toky aza tsika we ijan ho tokampo daoly fa tsy vitako le izy satria enw lavitra ahy,, miala tsiny lesy e,,, dia mba avereno ho ahy ilay sary nomeko noentinaw any azafady ,,bey.
Nangon'ity tovolahy avokoa ny sary rehetra nisy tao aminy na ny sarin cousine sy ny anabaviny rehetra ka nataony tao anaty valopy iray dia nasainy noetiny mpitondra hafatra ka nasiny soratra niaraka taminy hoe;
Ho an'i Sofia ; tena tsy tadidiko mintsy hoe iza amnireto sary ireto enao nandefa hafatra ho ahy fa mba jereo ato izany sarinao zany dia mba avereno aty izay tsy izy😁 , bey
Ny fitiavana dia zavatra iray tena mandratra olona iray ka rehefa misy tia anao dia mba tiavo araka ny tokony ho izy ka na otriny aona aza ny elanelana misy eo aminareo dia hajao ny toky nomena 😉