22/11/2024
Efa misokatra hoantsika jiaby izay monina manodidina ny itaosy ny Partage connexion starlink sy ny zone wifi ,, Efa misy place mangatsiatsiaka natokana hoanareo izay andeha anao connexion aty aminay , mitondra téléphone na ordi portable fotsiny anao de efa mi-connecte tsara🥰.
Mbola manao ko izahay Booste page facebook , Tik Tok , instagram ary mivarotra boky PDF amizay tadiavinao tohiny resaka fahasalamana , fandrahoana sakafo sns.... , Mivarotra video Tutoriel hiany ko
Manokatra compte email , chaîne You tube sns.....
Aza misalasala mandefa message na miantso ny laharana 034.52.795.65
Eto itaosy Bemasoandro en face ny Gendarme no misy anay 🙏