Haja Memories

Haja Memories Vidéo, drone

10/08/2026
zao no ataon'i deba zao vao Tonga avy mianatra 🤣
11/05/2026

zao no ataon'i deba zao vao Tonga avy mianatra 🤣

afaka manao shooting kely koa tsika  sady mitsangatsangana , 📷❤️
21/04/2026

afaka manao shooting kely koa tsika sady mitsangatsangana , 📷❤️

08/03/2026

Arahabaina ny vehivavy rehetra nahatratra ity fetinareo ity ♥️♥️
mirary soa sy fahombiazana feno ho anareo 😘

07/03/2026

mirary faran' ny herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra,
andron'ny lehilahy androany fa rahampitso ho an'ny vehivavy 🙂🙂
⏺️ Mirary fahaizana miaina ho an' ny lehilahy izay mbola mihevitra fa fanaka malemy ny vehivavy ,
⏺️ Mirary lehilahy feno fahendrena hanaja vehivavy , tsy hanao herisetra amin'ny fomba rehetra , na amin'ny teny na amin'ny fihetsika
⏺️ Mirary fiaraha monina hanome lanja tanteraka ny olombelona toa azy , iaina amin'ny maha izy azy ary ahafahan'ny olombelona rehetra miaina araky ny fankafizany azy
⏺️Mirary vehivavy mahay hajaina , mahay miaina ary mahay ny atao hoe fiaraha monina
zay fa samia manao faran'ny herinandro feno fitiavana
amoaka sary 8 mars betsaka isika rahampitso ka araho hatrany ny pejy
bisous 😘😘

26/02/2026

partageo ny video fa omena cadeau ianareo izay be points o

Address

Analakely
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Haja Memories posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share