Ghost-elites

Ghost-elites Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ghost-elites, Business Center, Imerintsiatosika, Antananarivo.

Zay mo zany vita🥹,,lavo ny maroc🇲🇦 3:2 ny barea de Madagasikara 🇲🇬😭...Mahaiza misaotra sy mankasitra isika😌,,Tena efa na...
30/08/2025

Zay mo zany vita🥹,,lavo ny maroc🇲🇦 3:2 ny barea de Madagasikara 🇲🇬😭...Mahaiza misaotra sy mankasitra isika😌,,Tena efa nanao ny ainy tsy ho zavatra izy reo🥰😭🇲🇬
MERCI Barea Madagascar 😭🇲🇬

'tournois br room🎮 VAKIO TSARA! !!!paf: 1000ar (solo lay izy) Ny lot dia: 🥇top 1: monthly🥈top2:100diams🥉top 3:2000ar🏅top...
22/02/2025

'tournois br room🎮
VAKIO TSARA! !!!
paf: 1000ar (solo lay izy)
Ny lot dia:
🥇top 1: monthly
🥈top2:100diams
🥉top 3:2000ar
🏅top kill: 2000ar
Ka raha anao inscription ianao dia mandefasa mp aty amiko na any am Nox-gNox-gamingia no faran'ny inscription 😜
Dia am larobia am 19h30 no manomboka ny match😁gg daholo 🤘

Yo ff player💙👺 VAKIO TSARA AH! !!!!!!misy tournois ho karakaraina ka izaho ilay izyROOM CS(na guild na team mety foana) ...
21/02/2025

Yo ff player💙👺
VAKIO TSARA AH! !!!!!!
misy tournois ho karakaraina ka izaho ilay izy
ROOM CS(na guild na team mety foana) 😁
Ka amboary dieny izao ny pro fa am alahady am 7 ora izao no atao ilay tournois
LOT: 18 000ar ho an'izay guild mpandresy🤩🥳
Efa mandeha ny inscription ka vola 3000ar par team no ilaina mandefasa hafatra miafina izay handray anjara😏
NB: TEAM 8 IANY NO ILAINA(raha ts feno ilay valo dia miemotra am alahady eriny ilay tournois😘)

Efa nahazo ny lot any ny top 1🥇I nox gaming no mividy ilay credit rah telma ny puce fa rah orange na airtel de zah
19/02/2025

Efa nahazo ny lot any ny top 1🥇
I nox gaming no mividy ilay credit rah telma ny puce fa rah orange na airtel de zah

Efa vita zalah le room br ahI gxt pop no nahazo anle top1✊I mls brax no nahazo ny top kill😁Ny top 2 kosa dia i cellane(t...
19/02/2025

Efa vita zalah le room br ah
I gxt pop no nahazo anle top1✊
I mls brax no nahazo ny top kill😁
Ny top 2 kosa dia i cellane(ts mahazo ny lokany fa nampiasa grenade😭😂)

19/02/2025
Zao zalah ah aroso am 7 lay story de refa feno lay room de go tsika✊❤️
19/02/2025

Zao zalah ah aroso am 7 lay story de refa feno lay room de go tsika✊❤️

Tournois BR room🎮Gloo et munition illimité⚙️Tsy be condition fa alatsaka atao story ny uid sy mdp de go!!!Zao ny loka📎:T...
16/02/2025

Tournois BR room🎮
Gloo et munition illimité⚙️
Tsy be condition fa alatsaka atao story ny uid sy mdp de go!!!
Zao ny loka📎:
Top 1🥇:Credit 2000ar(yas; orange)
Top 2🥈:Credit 500ar(yas; orange)
Top kill🏅:Credit 1000ar
Am larobia 19 le izy no atao👀🎮
🖇️Sans paff(gratuit) 💸
Am manaraka mbola hisy ka manaraha ny pejyGhost-eliGhost-elitesana mahita le id sy mdp le room na Nox-gaminNox-gaming ny publication☺️🤟

Address

Imerintsiatosika
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ghost-elites posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share