MBalik

MBalik 🌞 Kit Solaire MBalik - Fiainana Madio sy Tsara ho an'ny Tontolo iainana 🌞

MBalik, fitaovana mandeha amin’ny herin’ny masoandro vokarin’ i Yas Madagascarβ˜€οΈ

πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬ Ny ekipan'ny MBalik dia faly miarahaba antsika malagasy rehetra tsy an-kanavaka tratry ny fetim-pirenena πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸŽ‰πŸŽ‰ Mir...
26/06/2026

πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬ Ny ekipan'ny MBalik dia faly miarahaba antsika malagasy rehetra tsy an-kanavaka tratry ny fetim-pirenena πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬

πŸŽ‰πŸŽ‰ Mirary asaramanitra ravoravo sy feno fifaliana πŸŽ‰πŸŽ‰


Mamiratra ny hoaviko πŸ’›πŸ’š

❀️Mirary fety feno fitiavana sy mamiratra ho an'ireo ray rehetra ❀️  Mamiratra ny hoaviko πŸ’›πŸ’š
21/06/2026

❀️Mirary fety feno fitiavana sy mamiratra ho an'ireo ray rehetra ❀️

Mamiratra ny hoaviko πŸ’›πŸ’š

πŸš•βœˆοΈβ›΅οΈπŸοΈπŸ–οΈINTERNATIONAL TOURISM FAIR MADAGASCAR 2️⃣0️⃣2️⃣6️⃣" Le capital humain , au cΕ“ur de la destination Madagascar " ...
10/06/2026

πŸš•βœˆοΈβ›΅οΈπŸοΈπŸ–οΈINTERNATIONAL TOURISM FAIR MADAGASCAR 2️⃣0️⃣2️⃣6️⃣

" Le capital humain , au cΕ“ur de la destination Madagascar "

πŸ‡²πŸ‡¬ Foara iraisam-pirenena momban'ny fizahan-tany (ITM 2026)
πŸ“ CCI Ivato
πŸ“† 11 hatr@ 14 jona 2026

Efa vonona tanteraka handray anao ny ekipan'ny MBalik miaraka amin'ireo fitaovana maro mandeha @ herin'ny masoandro 🌞

Ho hitanao ao :

🌟 Vokatra VAOVAO be
πŸ‘ Tolotra manokana
🎁 Fanomezana maro isan-karazany


Mamiratra ny hoaviko πŸ’›πŸ’š

πŸ’–πŸ’– Arahabaina ianao ry Neny tratry ity fetinao androany ity πŸ’–πŸ’–Neny ilay hazavana mibaliaka ao an-tokantrano πŸ’–πŸ’–πŸ’–πŸ’–Mampamir...
31/05/2026

πŸ’–πŸ’– Arahabaina ianao ry Neny tratry ity fetinao androany ity πŸ’–πŸ’–

Neny ilay hazavana mibaliaka ao an-tokantrano πŸ’–πŸ’–πŸ’–πŸ’–
Mampamiratra ny hoavin'ny ankohonanyπŸ’–πŸ’–πŸ’–πŸ’–

πŸ’πŸ’πŸ’πŸ’πŸ’πŸ’
Ny tΓ nanao nanambitamby
Lamosinao nibaby
Ny tratranao fiondΓ nana
Nahitako fiadanana
Ho tahiana anie ry Neny,
Ireny rehetra rehetra ireny

Angatahako mihitsy
Mba ho re hatrany an-danitra any
Ny ahavelomanao ry Neny
Mba hateza sy haharitra

Naly Rakotofiringa
πŸ’πŸ’πŸ’πŸ’πŸ’πŸ’

Mamiratra ny hoaviko πŸ’›πŸ’š

πŸ’πŸ’ TOLORY FANOMEZANA MIAVAKA I NENY πŸ’πŸ’Vokatra MBalik vaovao be mendrika ho atao fanomezana ho an'ny reny rehetra ny HOME...
30/05/2026

πŸ’πŸ’ TOLORY FANOMEZANA MIAVAKA I NENY πŸ’πŸ’

Vokatra MBalik vaovao be mendrika ho atao fanomezana ho an'ny reny rehetra ny HOME PLUS MAX :

βœ… Batery matanjaka LFP 192Wh
βœ… Tontonana masoandro 80W
βœ… Jiro 4 mazava be misy taha-pahazavana 3
βœ… Jiro 1 mirehitra rehefa mahatsikaritra fihetsehana
βœ… Port USB-A sy C (afaka mamahana solosaina)
βœ… Fahitalavitra 32'' LED HD
βœ… Fiantohana 2 taona

Ao amin'ny Foire de l'Elevage et de la Production Animale - FEPA ihany no ahitanao io tolotra io :

πŸ“ MPE Nanisana
πŸ“† 30 sy 31 mey 2026


Mamiratra ny hoaviko πŸ’›πŸ’š

🌟🌟AZA ADINO FA EFA AKAIKY ILAY FOTOANA MIARAKA AMIN'NY EKIPAN'NY MBALIK🌟🌟Mpanohana ofisialy ny Foire de l'Elevage et de ...
27/05/2026

🌟🌟AZA ADINO FA EFA AKAIKY ILAY FOTOANA MIARAKA AMIN'NY EKIPAN'NY MBALIK🌟🌟

Mpanohana ofisialy ny Foire de l'Elevage et de la Production Animale - FEPA 2026 πŸ₯πŸͺΏπŸ¦†πŸ–πŸ“πŸ‡

πŸ“ MPE Nanisana
πŸ“† 28 hatr@ 31 mey 2026
🏠 Stand 3-4-5-6-7-8

Ho hitanao ao :

🌟 Vokatra VAOVAO be
πŸ‘ Tolotra manokana
🎁 Fanomezana maro isan-karazany


Mamiratra ny hoaviko πŸ’›πŸ’š

πŸŒŸπŸŒ™ Mirary fetin'ny AΓ―d al-Adha mamiratra ho an'ny mpino silamo rehetra 🐏   Mamiratra ny hoaviko πŸ’›πŸ’š
27/05/2026

πŸŒŸπŸŒ™ Mirary fetin'ny AΓ―d al-Adha mamiratra ho an'ny mpino silamo rehetra 🐏


Mamiratra ny hoaviko πŸ’›πŸ’š

πŸ•ŠπŸ•ŠπŸ•Š Ny ekipan'ny MBalik dia mirary  fetin'ny Pentekosta mamiratra ho an'ny malagasy rehetra πŸ•ŠπŸ•ŠπŸ•Š   Mamiratra ny hoaviko πŸ’›...
23/05/2026

πŸ•ŠπŸ•ŠπŸ•Š Ny ekipan'ny MBalik dia mirary fetin'ny Pentekosta mamiratra ho an'ny malagasy rehetra πŸ•ŠπŸ•ŠπŸ•Š


Mamiratra ny hoaviko πŸ’›πŸ’š

22/05/2026

πŸ”₯πŸ”₯ MBALIK POWERPLAY PRO πŸ”₯πŸ”₯

Vokatra matanjaka mandeha @ herin'ny masoandro β˜€οΈmahazaka ireo fitaovana fampiasa andavanandro πŸ’»πŸ–₯οΈπŸ–¨οΈπŸ“Ίβ„οΈ

Mety tsara ho an'ny tokantrano, ny mpanao asa tanana (mpanety, mpandrafitra, ...), ny mpivarotra enta-madinika, sns…

βœ… Batery matanjaka 800Wh
βœ… Angovo hatr@ 600W
βœ… Tontonana masoandro 450 W
βœ… Afaka entinao sy ampiasainao n'aiza n'aiza

πŸ’²Azo aloha tsikelikely manomboka @ 50 500 Ar isan-kerinandro monja*

*Tolotra misy fepetra sy petra-bola voalohany


Mamiratra ny hoaviko πŸ’›πŸ’š

β˜€οΈβ˜€οΈ VOKATRA MBALIK VAOVAO BE β˜€οΈβ˜€οΈ πŸ”₯πŸ”₯POWERPLAY PRO πŸ”₯πŸ”₯βœ… Batery matanjaka 800Whβœ… Angovo hatr@ 600Wβœ… Tontonana masoandro 45...
22/05/2026

β˜€οΈβ˜€οΈ VOKATRA MBALIK VAOVAO BE β˜€οΈβ˜€οΈ

πŸ”₯πŸ”₯POWERPLAY PRO πŸ”₯πŸ”₯

βœ… Batery matanjaka 800Wh
βœ… Angovo hatr@ 600W
βœ… Tontonana masoandro 450 W
βœ… Afaka entinao sy ampiasainao n'aiza n'aiza

Azonao aloha tsikelikely manomboka @ 50 500 Ar isan-kerinandro monja*

*Tolotra misy fepetra sy petra-bola voalohany


Mamiratra ny hoaviko πŸ’›πŸ’š

Address

Antananarivo
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 21:00
Tuesday 08:00 - 21:00
Wednesday 08:00 - 21:00
Thursday 08:00 - 21:00
Friday 08:00 - 21:00
Saturday 08:00 - 21:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MBalik posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share