Unis pour Gagner

Unis pour Gagner Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Unis pour Gagner, Business Center, Analakely, Antananarivo.

24/11/2025

Azo atao rehefa misy sortie kely entre famille na mpiara mianatra na mpiara miasa

NY OLONA REHETRA MARINA VE AFAKA MANAO ANIMATEUR TEAM BUILDING DAHOLO? Nataoko fa samy nomen ilay Nahary talenta daholo ...
23/02/2025

NY OLONA REHETRA MARINA VE AFAKA MANAO ANIMATEUR TEAM BUILDING DAHOLO?

Nataoko fa samy nomen ilay Nahary talenta daholo ny olona rehetra.
misy havanana amin ny hira , ny sasany havanana amin ny fitendrena , kanto ery ny mahita ny sasany mandihy , misy vao miteny fotsiny dia efa mampiomehy satria manana talenta amin ny hatsikana.

Afaka mihira daholo ny olona rehetra , fa tsy ny olona rehetra no mahay mihira.
Afaka mitendry daholo ny olona rehetra fa tsy ny olona rehetra dia mahay mitendry.
Noho izany dia afaka manao ANIMATEUR EN TEAM BUILDING DAHOLO NY OLONA REHETRA saingy tsy ny olona rehetra dia....... ( anao ny tohiny )

Misy fepetra takiana vao tonga animateur en team building ny olona iray.

Averiko indray ity:
Matoa ny olona maka animateur en team building. dia manatena vokatra izy.

Noho izany.
Misy dingana maromaro arahina vao azo tanterahina sy azo atao ny lalao.

Hevitra ihany ny anay , mba hanampiana anareo 😊

UNIS_POUR_GAGNER

INONA MOA NO ANTSOINA HOE " TEAM BUILDING"Raha jerena arabakiteny izy io dia fitambarana teny anankiroa: TEAM + BUILDING...
21/02/2025

INONA MOA NO ANTSOINA HOE " TEAM BUILDING"

Raha jerena arabakiteny izy io dia fitambarana teny anankiroa: TEAM + BUILDING

Team: Izay midika hoe EKIPA. Fitambaran ' olona maromaro manana tanjona hitoviana
BUILDING: Izay midika hoe manangana na manorina.

Raha adika tsotsotra izany izy io dia hoe Fanaganana ekipa.

ATAO INONA ARY TEAM BUILDING ??

Aleo ity teny ity no entina hamaliatsika io.

hoy i Patrick Leoncini ao amin ny boky izay mitondra ny lohateny hoe " The five Dysfunctions of a team "

" Une équipe est un groupe de personnes qui se sont engagées a travailler ensemble de maniere authentique pour atteindre des objectifs collectifs "

Hoy ny fanalahidimpitenenan fanaony ny " Louxvetaux "

NY HERY NY ANDIANY HERIN NY TSIRAIRAY , NY HERY NY TSIRAIRY HERIN NY ANDIANY

Midika izany fa manana anjara goavana ao anaty ekipa ny olona tsirairay.
Ny loha anefa samy manana noho izany samy manana ny heviny ny tsirairay,

Ka io no hilana ny ANIMATEUR EN TEAM BUILDING mba hampisy fitoviankevitra eo amin ny ekipa,
mba hanana vina iray
hahay hiara hiasa amin ny ekipa
dia vita ny chocolat 😂😂

Aleo aloha izay sao lava loatra

Address

Analakely
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Unis pour Gagner posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share