๐—ž๐—ผ๐—ท๐—ฎ๐—ธ๐—ผ๐—ท๐—ฎ ๐—ฒ๐—ป ๐—ด๐—ฟ๐—ผ๐˜€

  • Home
  • Madagascar
  • Antananarivo
  • ๐—ž๐—ผ๐—ท๐—ฎ๐—ธ๐—ผ๐—ท๐—ฎ ๐—ฒ๐—ป ๐—ด๐—ฟ๐—ผ๐˜€

๐—ž๐—ผ๐—ท๐—ฎ๐—ธ๐—ผ๐—ท๐—ฎ ๐—ฒ๐—ป ๐—ด๐—ฟ๐—ผ๐˜€ Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ๐—ž๐—ผ๐—ท๐—ฎ๐—ธ๐—ผ๐—ท๐—ฎ ๐—ฒ๐—ป ๐—ด๐—ฟ๐—ผ๐˜€, Wholesale & Supply Store, Behorika, Antananarivo.

๐Ÿ•Š๏ธ๐Ÿ˜ข Ity zazalahy ity dia nandalo fahoriana tsy zakanโ€™ny foโ€ฆ๐Ÿ’” Namoy ny reniny izy โ€” ilay hany sisa Ray aman-dReny nananan...
18/04/2026

๐Ÿ•Š๏ธ๐Ÿ˜ข Ity zazalahy ity dia nandalo fahoriana tsy zakanโ€™ny foโ€ฆ

๐Ÿ’” Namoy ny reniny izy โ€” ilay hany sisa Ray aman-dReny nananany. Hatraminโ€™izay dia niova tanteraka ny fiainanyโ€ฆ lasa irery izy, tsy misy mpiahy, tsy misy fianakaviana manodidina ๐Ÿ˜ž

๐Ÿชฆ Matetika izy no hita eo akaikinโ€™ny fasan-dreniny, mandany fotoana eo, toy ny mbola mitady ilay fitiavana sy hafanana very tampokaโ€ฆ

๐Ÿ˜” Mangina ny fijaliany, fa lalinaโ€ฆ

๐Ÿ˜ญTsy izy irery anefa no miaina izany eto aminโ€™tsika ...๐Ÿ’”

๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ฒ ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—ฏ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ ๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ผ !

๐—”๐˜‡๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ป๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ถ-๐—ฎ๐—ฏ๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฒ

๐Ÿค

Waouh ๐Ÿฅฐ ireto le tena vrai qualitรฉ daholo ๐Ÿ˜ŠDisponible daholo โœจAfaka mijery zay mety ianao ๐ŸฅณPrix efa ao daholo ๐ŸฅฐLivraison...
17/02/2026

Waouh ๐Ÿฅฐ ireto le tena vrai qualitรฉ daholo ๐Ÿ˜Š
Disponible daholo โœจ
Afaka mijery zay mety ianao ๐Ÿฅณ

Prix efa ao daholo ๐Ÿฅฐ
Livraison manomboka 3.000ar .
Tel: 0378950453

๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜ WAOUH ๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜โœจ๐Ÿซ CHOCOLATE MUSK โ€“ Parfum Body Spray ๐ŸซโœจMitady parfum mamy, manintona, miavaka ve ianao?๐Ÿ‘‰ Ity no tena valin...
17/02/2026

๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜ WAOUH ๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜
โœจ๐Ÿซ CHOCOLATE MUSK โ€“ Parfum Body Spray ๐Ÿซโœจ
Mitady parfum mamy, manintona, miavaka ve ianao?
๐Ÿ‘‰ Ity no tena valiny!
๐ŸคŽ Dรฉo Parfum Choco Vanille ๐Ÿซ๐Ÿซ๐Ÿซ
Hanitra mamy malefaka, mahasarika be, sady tsy mankaleo โ€” ilay tsaroana foana rehefa mandalo ianao ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ
โ€ผ๏ธโ€ผ๏ธโ€ผ๏ธ PRIX PROMO 12.000AR โ€ผ๏ธโ€ผ๏ธโ€ผ๏ธ
๐Ÿšซ๐Ÿšซ SANS ALCOOL (0% Alcohol) ๐Ÿšซ๐Ÿšซ
Malefaka aminโ€™ny hoditra โœ”๏ธ
Tsy mahasosotra โœ”๏ธ
Mety aminโ€™ny hoditra sensible โœ”๏ธ
๐Ÿ‘ซ Standard mety ho anโ€™ny rehetra
Lehilahy โœ”๏ธ Vehivavy โœ”๏ธ
Tanora โœ”๏ธ Olon-dehibe โœ”๏ธ
โฐโฐ MAHARITRA 24H โฐโฐ
Na miasa, mandehandeha, na mikotrana โ€” manitra tontolo andro ๐ŸคŽ
๐Ÿงด Contenance: 200ML
Lehibe, maharitra ela ampiasaina โ€” tena mahafa-po ๐Ÿ‘Œ
๐ŸŽ๐ŸŽ IDร‰E CADEAU TSARA INDRINDRA โค๏ธ
Tonga lafatra omena olon-tiana na olona manokana ๐Ÿ˜˜
๐Ÿ”ฅ Raha te ho manitra mamy, classy ary miavaka ianao โ€”
๐Ÿ‘‰ Chocolate Musk no safidy tsara indrindra!
๐Ÿ“ž Contact: 0378950453
๐Ÿšš Livraison manomboka aminโ€™ny 3.000AR

Mbola mitohy fona ny fandefasana elo sy impermรฉable en gros eto aminay ๐ŸฅฐMandefa faritra,manao livraison โœ…Tel:0378950453
08/01/2026

Mbola mitohy fona ny fandefasana elo sy impermรฉable en gros eto aminay ๐Ÿฅฐ
Mandefa faritra,manao livraison โœ…
Tel:0378950453

Efa tonga ilay Cash Bouche ato aminay ๐Ÿ˜ทโœ…Aza tara manao kaomandyโœ…Mandefa faritra rehetra manao livraison โœ…๐Ÿ“ฑ  WhatsApp: +2...
07/01/2026

Efa tonga ilay Cash Bouche ato aminay ๐Ÿ˜ทโœ…
Aza tara manao kaomandyโœ…
Mandefa faritra rehetra manao livraison โœ…
๐Ÿ“ฑ WhatsApp: +261 33 58 230 03
Stock vitsivitsy aingana ๐Ÿ˜Š

01/01/2026

๐ŸฅณFanombohana Vaovao ity taona ity ๐ŸŽ‰

Ireto ary fa tonga ilay Arrivage kilalao e๐Ÿ˜Misy @ carton ihany ko 40pcs 250.000arโœ…Efa  ny prix de gros โœ… prix dรฉtails mp...
08/12/2025

Ireto ary fa tonga ilay Arrivage kilalao e๐Ÿ˜
Misy @ carton ihany ko 40pcs 250.000arโœ…
Efa ny prix de gros โœ… prix dรฉtails mp ๐Ÿฅฐ
Natokana ho anao zay mbola hivarotra โœจ

Mandefa faritra, manao livraison ๐Ÿ˜Š
Aza tara ary,fa manadray commande izahay ๐Ÿฅฐ
Tรฉl:0335823003 /0378950453
Wastsap :0378950453

Bonne vente ho anareo zay efa matoky sy client ๐Ÿฅฐ๐Ÿคฒ

Address

Behorika
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐—ž๐—ผ๐—ท๐—ฎ๐—ธ๐—ผ๐—ท๐—ฎ ๐—ฒ๐—ป ๐—ด๐—ฟ๐—ผ๐˜€ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share