14/06/2026
🫧 MACHINE À LAVER PLIABLE 15L – MANASA SY MANAMAINA! 🫧 Atao mora be am’izay.
✨ Vahaolana tonga lafatra ho an'ny olona mipetraka irery, mpianatra, mpandeha lavitra, na ho an'ny zaza kely! Eny fa na isika rehetra ao antrano aza:
✅ Capacité 15 Litres
✅ Puissance 36W – mitsitsy herinaratra
✅ Fonction lavage + essorage (manamaina lamba) ✅ Pliable – mora tehirizina, tsy mandany toerana ✅ Mora entina – misy tahony
✅ Mety amin'ny : sous-vêtements, chaussettes, vêtements bébé, T-shirt maivana, serviette kely, sns.
✅ Mora ampiasaina
✅ Mangina sy tsy manelingelina
💧 Tsy mila milina lehibe intsony raha hanasa akanjo isan'andro! 💧 Madio tsara ny fanasana ary manampy amin'ny fitsitsiana rano sy herinaratra.
Couleur misy : Gris, Violet, Marron
na any an-trano na rehefa mandeha lavitra.
🔥 Stock voafetra! 📩 Alefaso ny hafatra raha te hanafatra.
PRIX:115.000ar
Sac & Voyage 📞 038 78 705 79