𝑪𝚘𝚜𝚝𝚊𝚛𝚍 𝐑𝚊𝚒𝚝𝚛𝚊

𝑪𝚘𝚜𝚝𝚊𝚛𝚍 𝐑𝚊𝚒𝚝𝚛𝚊 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from 𝑪𝚘𝚜𝚝𝚊𝚛𝚍 𝐑𝚊𝚒𝚝𝚛𝚊, Wholesale & Supply Store, Antananarivo.

👔🧥 Costards haut de gamme
👉Prêt-à-porter & Sur mensure
✂️ Confection personnalisée selon
👉 vos mensuration
🤵 Tenues d'exception pour
👉 mariages
👉Affaires & cérémonies
📩 Commandes et renseignements en message privé

11/09/2026
Hey! Le costume parfait n'existe pas en magasin. Il se crée. 🧵✨Parce que chaque silhouette est unique, nous concevons vo...
10/09/2026

Hey! Le costume parfait n'existe pas en magasin. Il se crée. 🧵✨Parce que chaque silhouette est unique, nous concevons votre costume sur-mesure et sur commande. Choisissez votre tissu, vos coupes et vos finitions pour une allure qui ne ressemble qu'à vous.💼 Pour un mariage, un rendez-vous d'affaires ou simplement pour affirmer votre style, faites le choix de l'excellence.📥 Contactez-nous en 0347406824 pour réserver votre séance de mesures ou passer commande !Costard Raitra

Hey!! Tsy mitsahatra izahay manome zavatra tsara sy vaovao ho anareo hatrany mba ampiavaka anareo!! Costard Raitra dia m...
08/09/2026

Hey!! Tsy mitsahatra izahay manome zavatra tsara sy vaovao ho anareo hatrany mba ampiavaka anareo!! Costard Raitra dia manjaitra costard hoan'ny :
👉Mariage
👉Cérémonie
👉Sortie de promotion
👉Autre événement
izany rehetra izany anefa dia atao mifanaraka amin'ny Bika sy endrika anananao mba hampiavaka anao amin'ny rehetra!!! Satria
👉Sur Mesure
👉Sur commande
Tsy vitan'izany ihany an! Fa afaka atao stylé ou personnalisé ho anao irery iany koa ilay izy!!!
Plus info: 0347406824 ou Mp direct

Hey!!! Costard Raitra iany o🙂Izahay dia mandray dia manjaitra costard sur commande et sure mesure ho anareo! Costard pou...
07/09/2026

Hey!!! Costard Raitra iany o🙂Izahay dia mandray dia manjaitra costard sur commande et sure mesure ho anareo!
Costard pour : Mariage , cérémonies ,Sortie de promotion ,Autre événement ! Ny kalitao ny Tissus dia efa fatatrareo iany fa ilay tena tsara foana!!! Sur commande et sur Mesure foana an!!!
Plus info: 0347406824

04/09/2026

Hey!!! Ireo ny Commande nanamarika ny mois d'Aout ! Mankasitraka bedebe ho anareo client rehetra🥰Merci koa tamin'ny cadeau suprise nomenareo ny Ekipa! Afapo nareo dia nanome fanoezana mankasitraka Tompoko!!!
Commande ouvert ary e!!!
Sur commande et sur Mesure iany an!!!
Plus info : 0347406824 Merci 🥰

COSTARD RAITRA — NY HATSARANA MIFANARAKA AMINAO ✨Mendrika ny tsara indrindra ny endrikao.Fantaro ny costard avo lenta, n...
03/09/2026

COSTARD RAITRA — NY HATSARANA MIFANARAKA AMINAO ✨

Mendrika ny tsara indrindra ny endrikao.
Fantaro ny costard avo lenta, natao hanasongadinana ny bika aman’endrikao sy hanehoana ny maha-ianao anao. 👔✨

🔹 Sur mesure : zairina manokana araka ny refin’ny vatanao, mba hahazoana coupe mifanaraka tsara aminao.

🔹 Sur commande : ianao no misafidy ny modely, ny lamba ary ny loko tianao.

💍 MARAGE • Cérémonies • Travail • Autre Événement • Sortie de promotion

Ao amin’ny Costard Raitra, zava-dehibe aminay ny antsipiriany rehetra, mba hanomezana anao fitafy manokana, kanto ary tena maneho ny maha-ianao anao.

📍 Azo alaina sy andefasana commande manerana an’i Madagascar 🇲🇬0347406824

📩 Alefaso dieny izao ny commande-nao, ary aoka ny hakantonao no ho sonia mampiavaka anao.

✨ Costard Raitra — Ny style-nao, sonia avy aminay. 🤵✨

✨ COSTARD RAITRA — L’ÉLÉGANCE SUR MESURE ✨Votre style mérite ce qu’il y a de mieux.Découvrez nos costards haut de gamme,...
03/09/2026

✨ COSTARD RAITRA — L’ÉLÉGANCE SUR MESURE ✨
Votre style mérite ce qu’il y a de mieux.
Découvrez nos costards haut de gamme, conçus pour sublimer votre silhouette et refléter votre personnalité. 👔✨
🔹 Sur mesure : une coupe parfaitement adaptée à votre morphologie
🔹 Sur commande : choisissez votre modèle, votre tissu et vos couleurs
💍 Mariage • Cérémonie • Travail • Événement • Style quotidien
Chez Costard Raitra, chaque détail compte pour vous offrir une tenue qui vous ressemble.
📍 Disponible partout à Madagascar
📩 Passez votre commande dès maintenant et faites de votre élégance votre meilleure signature.
Costard Raitra — Votre style, notre signature. 🤵
Contact : 0347406824

Hey! Tsara kely ilay simple nefa class e🥰 Commande ouvert ary e!!! Izahay dia manjaitra Costard : SUR COMMANDE et SUR ME...
02/09/2026

Hey! Tsara kely ilay simple nefa class e🥰 Commande ouvert ary e!!! Izahay dia manjaitra Costard : SUR COMMANDE et SUR MESURE hoan'ny :MARIAGE , CÉRÉMONIES ,SORTIE DE PROMOTION et AUTRE ÉVÉNEMENT !!! atreto dia afampo daholo ny client tato aminay!!!! Raha maha liana anao aza dia aza misalasala miantso 0347406824 na Mp mivantana !!!!

31/08/2026

Hey!! Commande Ouverte ary o!!! Tsy te ho diso fanatenana ve ianao? Tinao ho Tissus ilay tsara Qualités sy matevina ny Costard anao? Izahay dia manjaitra costard professionnel SUR COMMANDE et SUR MESURE ho anao :
👉Mariage
👉Céremonie
👉Sorti de promotion et autre événement
Betsaka no ten hafam-po tanteraka an!!! Dia mankasatraka anareo!!!
Plus info: 0347406824 ou Mp direct

Hey!!!Ahoana indray fahitanareo an'ilay Bleu Ciel🥰tena tsara e!Misokatra indray ny commande ary amin'ity volana ity an!!...
28/08/2026

Hey!!!Ahoana indray fahitanareo an'ilay Bleu Ciel🥰tena tsara e!
Misokatra indray ny commande ary amin'ity volana ity an!! Tena hoe Tissus farany izay tsara no tonga ato izao! Satria ilay tissus tena mampanahy any Client an!! Mino zah fa ho afam-po ianareo amin'ny Qualités anay!! MATEVINA
👉Mariage
👉Cérémonie
👉Sortie de promotion et Autre événement
aza adino anefa fa SUR COMMNDE et SUR MESURE ihany aloa ny offre mbola misy atreto!!
Plus Info : 0347406825 ou Mp direct

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝑪𝚘𝚜𝚝𝚊𝚛𝚍 𝐑𝚊𝚒𝚝𝚛𝚊 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share