13/05/2026
Manahoana Tompoko,
filazana ho antsika efa membre ato amin’ny Centre UJA efa manomboka fisoratana anarana ho any ireo te hanatrika ny formation 1er édition COMMUNITY MANAGER NY 02 JUIN 2026 amin’ny 09H-10H30 zay ao Centre UJA ihany,
ho antsika izay te hiditra membre kosa dia manasa anao hiditra Centre UJA fa misy tompon’andraikitra amin’izany ao.
Eo amin’ny Gardien raha hisoratra anarana amin’ny formation community manager io ary voafetra toerana,
ho antsika akoatran’ ny membre centre UJA dia afaka manome formation ho anao izahay fa midira mp
raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy 0349463252/0328638913 na mp
Mankasitraka tompoko.