Chez Tatie - Snack Pâtisserie

Chez Tatie - Snack Pâtisserie Pâtisseries fraîches et snacks faits maison ✨
Votre partenaire gourmand au quotidien.

Izahay ekipa eto @ Chez Tatie - Snack Pâtisserie dia miarahaba antsika rehetra tratry ny Fetin'ny Reny! Mirary fahasalam...
31/05/2026

Izahay ekipa eto @ Chez Tatie - Snack Pâtisserie dia miarahaba antsika rehetra tratry ny Fetin'ny Reny! Mirary fahasalamana sy fahasambarana ho anareo mandrakariva tompoko 🙏🙏🙏

Miarahaba havako aby, Tapitra ny fandraisaina commande fête de mère e, tianay ho raisina daholo ny commande tsika rehetr...
30/05/2026

Miarahaba havako aby,
Tapitra ny fandraisaina commande fête de mère e, tianay ho raisina daholo ny commande tsika rehetra saingy tsy tratra intsony fa tena mialatsiny 🙏🙏🙏,

Mankasitraka anareo hatrany tompoko @ fiaraha-miasa,Kely sisa dia feno tanteraka ny commande azo raisina  fête de mère i...
27/05/2026

Mankasitraka anareo hatrany tompoko @ fiaraha-miasa,
Kely sisa dia feno tanteraka ny commande azo raisina fête de mère inty

Mankasitraka anareo indrindra t@ fahatokisana anay ato Chez Tatie - Snack Pâtisserie Gâteaux Mariage pour 250 personnes ...
23/05/2026

Mankasitraka anareo indrindra t@ fahatokisana anay ato Chez Tatie - Snack Pâtisserie Gâteaux Mariage pour 250 personnes no navoaka androany

Mba mizara kely ny asa vita androany,
20/05/2026

Mba mizara kely ny asa vita androany,

Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra
15/05/2026

Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra

Salama daholo oh , efa misokatra ny fandraisana commande gâteau fête de Mère 🎂🎂🎂😋sy ho anareo izay anao opération cake n...
14/05/2026

Salama daholo oh , efa misokatra ny fandraisana commande gâteau fête de Mère 🎂🎂🎂😋
sy ho anareo izay anao opération cake na madeleines, ary m**o isan-karazany ,🍞🍔🥯🥐🍩, koa aza misalasala miditra MP na miantso ny numéro 0343986164 , afaka miara-miasa amin'ireo mbola hivarotra ihany koa izahay. 💕💕💕💕🙏🏻

Mon drapeau est propre ,😂😂😂
13/05/2026

Mon drapeau est propre ,😂😂😂

Miarahaba antsika mpanaraka ny page, mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ho antsika,
09/05/2026

Miarahaba antsika mpanaraka ny page, mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ho antsika,

Mankasitraka anareo rehetra hatrany @ fahatokisanareo anay, 🙏 - Mitohy hatrany ny fandraisana commande, gâteau Mariage, ...
07/05/2026

Mankasitraka anareo rehetra hatrany @ fahatokisanareo anay, 🙏
- Mitohy hatrany ny fandraisana commande, gâteau Mariage, fiançailles anniversaire, baptême....'🎂🎂🍰

Address

Ambohitrarahaba
Antananarivo
AVARADRANO

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Tatie - Snack Pâtisserie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share