Henika Fahasoavana

Henika Fahasoavana ANKANJON-JAZA
VÊTEMENTS DES BÉBÉ
ACCESSOIRES NOUVEAU NÉE
ENSEMBLES GARÇONS/FILLES STYLÉ
CHAUSSURES
BONNET

🔥LIVRAISON PARTOUT MADAGASCAR🔥

(12)

Tsy aiko hoe ny zaza anareo ko ve rehefa mahita anareo dia adino zao tontolo zao, maditra kely tsisy akana aina mihintsy...
05/10/2026

Tsy aiko hoe ny zaza anareo ko ve rehefa mahita anareo dia adino zao tontolo zao, maditra kely tsisy akana aina mihintsy😅, fa mamy be foana eeeh🥰

Nefa rehefa olona hafa ny eo fa tsy eo ianao endry be izy🧐😶
Fa mafatifaty foana nama aaaa♥️♥️♥️

❌❌Doudoune manja kely, vaovao fa tsy frip an🥰...ataoko prix cadeaux fa efa mafana ny andro❌❌Mp ou 0344167883
30/09/2026

❌❌Doudoune manja kely, vaovao fa tsy frip an🥰...ataoko prix cadeaux fa efa mafana ny andro❌❌

Mp ou 0344167883

Rehefa sambany nahazo zanaka vavy Papa satria 4 dahy ny zokiny dia zao ny ataony 🧐😅Fa mamy kely foana eeeh🥰, mentionneo ...
29/09/2026

Rehefa sambany nahazo zanaka vavy Papa satria 4 dahy ny zokiny dia zao ny ataony 🧐😅

Fa mamy kely foana eeeh🥰, mentionneo eo ilay Papa mamy be iny dia omeo teny mamy izy fa mafy izy ireny💪🥰

Guerre froide ny Harena kely sy Maman🥰😂Neny: « Anaka, maninona ianao no mitomany? Marary ve? »Zaza: « Waaaaahhh! 😭 »Neny...
27/09/2026

Guerre froide ny Harena kely sy Maman🥰😂
Neny: « Anaka, maninona ianao no mitomany? Marary ve? »
Zaza: « Waaaaahhh! 😭 »
Neny: « Noana ve ianao? »
Zaza: « Waaaaahhh! 😭 »
Neny: « Matory ve ianao? »
Zaza: « Waaaaahhh! 😭 »
Neny: « Ka inona ary no tadiavinao?! »
Zaza: « Tsy haiko koa e… mbola zaza kely aho! 😂😂 »

27/09/2026

✅ Ensemble mihaja 2 pieces
✅ Afaka ho entina mamonjy cérémonie sady ny andro izao efa hafana
✅ Malefaka tsara ny lamba
✅ Dispo de suite
✅ Livraison partout Madagascar

☎️ Mp ou 034 41 678 83

❌❌Ho antsika mitady zavatra simple nefa mihaja, natao ho anao ty ❌❌👉Grenouillère doudoune Blanc, coton ny ao anatiny, 1 ...
26/09/2026

❌❌Ho antsika mitady zavatra simple nefa mihaja, natao ho anao ty ❌❌

👉Grenouillère doudoune Blanc, coton ny ao anatiny, 1 sisa no dispo dia - 20% androany iany🎁
Mp ou 0344167883

200 Ar ihany ny vola, nefa mbola anontaniana hoe:👩 « Inona goûter tianao? Safidio malaky fa tara isika! »👉 Ilay zaza man...
24/09/2026

200 Ar ihany ny vola, nefa mbola anontaniana hoe:
👩 « Inona goûter tianao? Safidio malaky fa tara isika! »
👉 Ilay zaza manondro ilay biscuit ngeza sy tsara indrindra 😂
👩 « Tsy io fa lafo loatra! Misafidiana hafa! »
👉 Mbola zavatra ngeza sy lafo ihany no tondroiny 😭😂
👩 « Fa tsy azonao ve hoe tsy ampy ny vola?! Safidio malaky! »
Dia ilay mpivarotra tonga saina tampoka:
« Fa maninona raha tonga dia izay zakàn’ny 200 Ar no fidinao? 😂 Rehefa omena safidy ny zaza anie, ilay ngeza sy tsara foana no hofidiny! Tsy mahalala budget izany! 🤣😭 »

❌❌Mbola dispo❌❌Alefatsika mora atao cadeaux androany fotsiny 🎁Mp ou 0344167883
23/09/2026

❌❌Mbola dispo❌❌

Alefatsika mora atao cadeaux androany fotsiny 🎁
Mp ou 0344167883

🥰Tsara ity herin'andro ity 🥰Fa nareo ve tsy mandinika hoe mivadibadika be ilay andro, vetivety ririnina, vetivety fahava...
21/09/2026

🥰Tsara ity herin'andro ity 🥰
Fa nareo ve tsy mandinika hoe mivadibadika be ilay andro, vetivety ririnina, vetivety fahavaratra, vetivety lohataona😏😅

❤️Ireto misy arrivage ny zanaka mpanakarena aloha e♥️
Qualité whaooooo, 🫶
👉Mp ou 0344167883

Address

IAvenue 106 C Iavoloha
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Henika Fahasoavana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share