03/10/2025
FANAMBARANA
Nohon'ny toe-draraha misy eto amin'ny firenena izay hiadivana amin'ny rariny sy hitsiny ary mba hidirana amin'ny fampandrosoana haingana sy mirindra hoan'ny vahoaka malagasy rehetra dia vonona zahay FI-BEKA sy ny GASY- MRV mba hiara hitolona amin'ny vahoaka,
Tsy mankasitraka na antonybinona na antony inona amin'ny fampiasankery amin'ny vahoaka tanam-polo, indrindra fa mitaky ny zo fototra, ary tsy mankasitraka intsony izao fitondrana misy izao nohon'ny fandatsahana aina tsy manantsiny marobe
Andao ary fa lera feno ny kapoaka
Ny birao nasionaly
Randriharimalala Constant Bien Aimé
RAJAONARIVELO Ravo
RANDRIANARISOA Olivia.