06/07/2025
( à Morondava)
✅Ho fanampiana antsika tanora na isika :
👉 Mpisehatra amin'ny tontolon'ny fampandrosoana
👉 Teknisianina ao amin'ny tetikasa na fandaharanasa na koa maniry te hisehatra amin'izany
👉 Tanora mpandraharaha na mampiasa_tena
👉Ho antsika Tanora ho tompon'andraikitra rahampitso
Sy ho an'izay rehetra maniry te hifehy ny fomba fandrindrana stratejika , ny fanaraha-maso sy tombana ( planification stratégique et Suivi-Evaluation) dia ho hisy fiofanana momba izany ho atao any Morondava , izay hianarana sy handalinana ireto loha-hevitra ireto:
▶️ DÉFINITION EN GÉNÉRAL : Projets / Programme, planification stratégique, Suivi et évaluation selon l'approche
▶️ TECHNIQUE DE PLANIFICATION STRATÉGIQUE : Logframe ( Cadre logique), Framework, PMP(Performance Management Plan/ Plan de gestion de performance) , PIRS( Project Implementation Reporting System/ Fiche de référence des indicateurs)
▶️ TECHNIQUE DE MISE EN PLACE DE MÉCANISME OU SYSTÈME DE SUIVI-EVALUATION ET LA MISE OEUVRE : Forme et type, processus, normes et critères.
IZAY MBOLA MIAMPY BONUS ( ho an'ity indray mitoraka ity)
❤️ : Technique d'élaboration de fiche d'enquête sur Kobo toolbox et sphinx.
: Teorika sy pratika ka tsara raha mitondra solosaina (ordinateur)
☑️ : 07-08- 08 Aogositra 2025 ( Telo Andro)
☑️ : 25.000 ar / pers ( satria efa natao ho fanampiana ity indray mitoraka ity)
☑️ : 5000 ar aloa alohan'ny faha 02 Aogositra amin'ny 05 ora hariva.
Raha mila fanazavana fanampiny Dia aza misalasala miantso na mandefa hafatra miafina aminay.
Contact: 034 67 415 57/ 034 69 37945
Fb: Cabinet Erdifa.
" PERFORMANCE et SERVICE DE QUALITÉ"