04/09/2026
🌸 Rose kely manjopika 🌸
2️⃣ roa karazany ny : avec ou sans bande
👉iza mety aminareo kokoa ❓ilay mila bande sa tsy mila ?
⛔️ Samy manana ny asany avokoa anefa ireo miankina amin’ilay partie tiana ho epilena.
📞 034 53 414 34
🩷 Maro ny efa afa-po fa ho anareo mbola tsy nahazo, manandrana anieee e 🥰