16/06/2025
❄️❄️Efa mamely izao ny hatsiaka ry a !❄️❄️
💬Na miroso amin’ny❄️ ririnina❄️ aza, tsy midika izany hoe esorina ny lamaody🥰.
Na mivaivay aza ny rivotra🌬️, mijanona ho maotina, manja ary matoky tena hatrany.
♨️ hivernal amin'ilay tsy mitondra bodofotsy😂
🧣 Echarpe mafana
🧥 Palitao lava
👖 Pataloha taille haute
👢 Kiraro miaro hafanana ..dia afaka mankafy ny ririnina amin’ny fomba stylish ianao!
👉 Araho ny pejy raha mila “look” hafa mahafinaritra ho an’ny andro mangatsiaka!
Gasy Fashion Store