Moto BON'occ

Moto BON'occ mpivarotra moto bon occ @ vidiny mora

Misy peter ray dispo ndray ity ho anareo izay tia peter reny,vidiny tena azo atao tsaraMp avy hatrany
06/06/2026

Misy peter ray dispo ndray ity ho anareo izay tia peter reny,vidiny tena azo atao tsara
Mp avy hatrany

🚨Ho anareo mila routiere reny,misy francerider 150 cc disponible ito alefa mora Mp avy hatrany maka ny andinindininy
06/06/2026

🚨Ho anareo mila routiere reny,misy francerider 150 cc disponible ito alefa mora
Mp avy hatrany maka ny andinindininy

05/06/2026

🐢Aiza daholo ilay mpankafy sokatra kely reny misy ray disponible ito C2T3 injec sad tena alefa mora be
Mp avy hatrany ou 0344445908🐢

🚨Alefa 9M fmg monja ity Gt evo ity ho anareo izay mila raha mora nefa tsara👉Sortie vo 3 volana zay 👉125 cc👉etat @ sary M...
05/06/2026

🚨Alefa 9M fmg monja ity Gt evo ity ho anareo izay mila raha mora nefa tsara
👉Sortie vo 3 volana zay
👉125 cc
👉etat @ sary
Mp avy hatrany raha liana

🚨Ho anareo te anao competition reny,ndrindra fa ireo mpanao Enduro misy Moto mety aminareo Ito👉Gasgas Anne 2012👉Alésage:...
04/06/2026

🚨Ho anareo te anao competition reny,ndrindra fa ireo mpanao Enduro misy Moto mety aminareo Ito
👉Gasgas Anne 2012
👉Alésage: 72.5 mm
👉Démarreur: Kick
👉Transmission :Chaîne
👉Nombre de vitesses:6
👉Cylindres: 1
👉Temps :2 temps
👉Refroidissement liquide
👉Cylindrée: 299.3 cm³
👉cadre chrome molybdene
👉Tsisy olana na kely aza fa Tonga d mitondra
Mp ou 0344445908

🚨Zany ndray ny TMAX mety tsara entina eto @ ville na hilavalavaToy izao ny mombamomba azy:👉anne 2014👉moteur :bicylindre ...
04/06/2026

🚨Zany ndray ny TMAX mety tsara entina eto @ ville na hilavalava
Toy izao ny mombamomba azy:
👉anne 2014
👉moteur :bicylindre en ligne, 4 temps, refroidissement liquide, 8 soupapes
👉Cylindrée : 530 cm3
👉Puissance maximale : 46,5 ch (33,8 kW) à 6 750 tr/min
👉Couple maximal : 52,3 Nm à 5 250 tr/min
👉Alimentation : Injection électronique
👉Vitesse maximale : Environ 180 km/h
Embrayage : Centrifuge automatique en bain d'huile
👉Boîte de vitesses : Variateur automatique
👉Transmission : Par chaine
👉Cadre : Moulé sous pression en aluminium (type diamant)
👉Freinage : Doubles disques avant avec étriers radiaux et disque arrière (ABS en option)
👉fourche ok
👉echap akrapovic avec numero de serie
💲Prix tres raisonnable💲
Visible a ambatobe

03/06/2026

Vo mikipy maso dia efa very anao😁
Tsara tsodrano boss b e dia mankasitraka nisafidy anay
👉🏻ho anareo izay mila motera aza misalasala mandefa hafatra miafina na miantso avy hatrany ny laharana 0344445908
👉🏻ho anareo izay manana motera amidy ihany koa aza misalasala mandefa hafatra miafina raha te iara hiasa aminay
🧨le cadre crf ato mbola dispo ho an’izay mahasahy prix(tsy maika vola)🧨

🚨Zan ndray ny sokotera😂 prix koba b k'aza tara an👉G5 150 cc carb par 12👉papier BL 1 er main anao 👉equipement mande dahol...
03/06/2026

🚨Zan ndray ny sokotera😂 prix koba b k'aza tara an
👉G5 150 cc carb par 12
👉papier BL 1 er main anao
👉equipement mande daholo
Mp ou 0344445908
🚨Prix maika vola🚨

02/06/2026

Mivarotra moto na fiara ve ianao ka tsy mety mahalafo mihintsy?
Tompony mivantana ve sa ireo olona mbola misera?
Eto Antananarivo na any @ faritra
👉🏻ANDAO hiara hiasa aminay
Ao anatiny video ny andinindininy ka ho anareo izay liana amin’ity fifanampiana ity dia miditra hafatra miafina avy hatrany na miantso ny laharana 0344445908
Toerana misy anay eto Ambatobe arrêt voninkazo

🚨Ho anareo any antsirabe sy ny manodidina misy anito moto ito dispo any aminareo any alefa morab👉cadre reiuju👉motera hon...
02/06/2026

🚨Ho anareo any antsirabe sy ny manodidina misy anito moto ito dispo any aminareo any alefa morab
👉cadre reiuju
👉motera honda 150 cc
👉taratasy ok
Mp avy hatrany

Address

Ambatobe Immeuble 4 étage
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Moto BON'occ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share