𝐴𝑑𝑜𝑟𝑎𝑏𝑙𝑒 𝑏𝑦 𝐼𝑎𝑙𝑦

𝐴𝑑𝑜𝑟𝑎𝑏𝑙𝑒 𝑏𝑦 𝐼𝑎𝑙𝑦 ✨VENTE DIVERS ARTICLES EN DÉTAIL✨

🎉Tongasoa eto amin' ny pejy ary manasa anao hiditra ao amin' ny méssage privé📩
🛵SERVICE RAPIDE 🛵

24/08/2026

Bonjour✨
Mbola ato daholo ve ianareo🥰 Alefaso ny commande fa efa mandray izahay!

20/08/2026

❌FILAZANA ❌

Miato manomboka ny zoma 21 Aogositra ny fandraisana commande eto amin' ny pejy 𝐴𝑑𝑜𝑟𝑎𝑏𝑙𝑒 𝑏𝑦 𝐼𝑎𝑙𝑦 noho ny antony manokana!!

❗Tsy afaka mamaly méssage
❗Tsy mandray appel ihany koa
❗Mitsahatra daholo ny livraison rehetra.

📍Miverina miasa (mandray commande) kosa izahay ny Alatsinainy 24 Aogositra dia ny Talata 25 Aogositra indray vao misy livraison!!

Mankasitraka indrindra tompoko🙏🏻

❌Rédispo ❌ Pointure 38 chaussé petit idéal pour pointure 37 fa sendran' izay olona tsy manjary🙄Sady manimba sachet no ma...
19/08/2026

❌Rédispo ❌ Pointure 38 chaussé petit idéal pour pointure 37 fa sendran' izay olona tsy manjary🙄

Sady manimba sachet no mandany fotoana olona fotsiny,, ilay entana @ io entana be mpitady. Rehefa tsisy vola akii dia aleo mba ho an' ny olona efa vonona ilay entana a. Angoniko ato daholo ireo mpigafy ireo dia avoakako eto tsy ho ela.

Iza no haka azy akii ianareo? Io ray io sisa dia tapitra tanteraka ny clogs uni😊

Tonga dia MP izay matotra mandefa contact et lieu🥰

🔥25.000ar🔥

Livraison partout à Madagascar📦
(Frais à partir de 4.000ar)

Merci les filles🫶🏻Lany tanteraka ilay clogs uni,, mankasitraka be indrindra anareo cliente rehetra🎀Efa miainga ny livreu...
19/08/2026

Merci les filles🫶🏻
Lany tanteraka ilay clogs uni,, mankasitraka be indrindra anareo cliente rehetra🎀

Efa miainga ny livreur antsika fa mba samy mandray appel daholo an!! Aza atao alavitra ny finday.

Bonne journée daholo✨

📷PHOTO RÉELLE BE 📷Mbola misy soamatsara ity birkenstock léopard manjabe ity🤎Alefaso malaky ny commande fa efa manomboka ...
18/08/2026

📷PHOTO RÉELLE BE 📷

Mbola misy soamatsara ity birkenstock léopard manjabe ity🤎
Alefaso malaky ny commande fa efa manomboka manify ny stock_tsika ato❗

💟Pointure 36 à 40
💟4 couleurs disponible
💟Prix 30.000ar
💟Qualité top👌🏻

📞Contact : 038 06 002 06

Livraison partout à Madagascar📦🚛
(Frais à partir de 4.000ar)

🥶Tena mangatsiaka ilay andro!!Mety tsara  andro mangatsika izao mihitsy ity clogs ity!Ireto ary misy vitsivitsy disponib...
18/08/2026

🥶Tena mangatsiaka ilay andro!!
Mety tsara andro mangatsika izao mihitsy ity clogs ity!
Ireto ary misy vitsivitsy disponible koa aza tara izay mbola tsy nahazo🫶🏻

💌Noir pointure 41 (2paires)
💌Marron pointure 40 (1paire)
💌beige pointure 37(1paire) et 39 (1paire)

❗CHAUSSÉ PETIT❗

LIVRAISON PARTOUT À Madagascar📦
(Frais à partir de 4.000ar)

🔥ARRIVAGE manitra be🔥Mitondra ny tsara ho anareo hatrany🎀📍Birkenstock léopard📍Pointure 36 à 40📍4 couleurs disponible📍Pri...
17/08/2026

🔥ARRIVAGE manitra be🔥
Mitondra ny tsara ho anareo hatrany🎀

📍Birkenstock léopard
📍Pointure 36 à 40
📍4 couleurs disponible
📍Prix 30.000ar

📩Commande MP
📞Contact 038 06 002 03

📦Stock voafetra ihany❗ aza tara!!

Livraison disponible partout à Madagascar🚛
(Frais à partir de 4.000ar)

Bonjour✨Valin' ny lalao crédit omaly !!Aza misaraka @ pejy fa hisy fizarana foana eto🎁Bonne journée jiaby💌
17/08/2026

Bonjour✨
Valin' ny lalao crédit omaly !!

Aza misaraka @ pejy fa hisy fizarana foana eto🎁

Bonne journée jiaby💌

Aza hadino ny manao commande fa mbola misy disponible daholo ireo modèle rehetra ireo❗  Dia arrivage be isika rahampitso...
16/08/2026

Aza hadino ny manao commande fa mbola misy disponible daholo ireo modèle rehetra ireo❗ Dia arrivage be isika rahampitso fa aza miala alavitra ny page♥

Ianareo rehetra any @ faritra efa nahavita commande mba halefa avant 9h daholo ny vola!! Izay mandefa vola ihany izany no ho entin' ny livreur ny entana fa manjary reraka fotsiny izy milanja2 an' iny any.

Bisouss😘😘

16/08/2026

🎀Olona 5 homeko crédit 🎀

Address

Ambohimangakely
Antananarivo
103

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝐴𝑑𝑜𝑟𝑎𝑏𝑙𝑒 𝑏𝑦 𝐼𝑎𝑙𝑦 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share