Ilainao isan'andro

Ilainao isan'andro Hahitanao karazan'entana ilainao andavan'andro, manala fahasahirahanana sy manamora ny fiainanao.

18/05/2026
10/05/2026

๐‘ป๐’Š๐’‚ ๐’Œ๐’‚๐’‡๐’† ๐’—๐’† ๐’Š๐’‚๐’๐’‚๐’ ๏ฟฝ? ๐’Ž๐’Š๐’”๐’๐’•๐’“๐’ ๐’Œ๐’‚๐’‡๐’† ๐’Ž๐’‚๐’•๐’†๐’•๐’Š๐’Œ๐’‚ ?
๐—ง๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—˜๐— ๐—ข ๏ฟฝ!!! ๐‘จ๐’›๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’—๐’Š๐’…๐’š ๐’‚๐’'๐’Š๐’•๐’ ๐’‡๐’Š๐’๐’•๐’“๐’† ๐’‚ฬ€ ๐’„๐’‚๐’‡๐’†ฬ ๐’Š๐’•๐’ ๏ฟฝ!!!

Satria nahoana ๏ฟฝ?

Lasa tia misotro kafe ianao satria ito ฬ€_๐’„๐’‚๐’‡๐’†ฬ_๐’“๐’†ฬ๐’–๐’•๐’Š๐’๐’Š๐’”๐’‚๐’ƒ๐’๐’† ito dia mora ๏ฟฝ, sady haingana ๏ฟฝ ny mikarakara kafe aminy. Mahafatifaty kely koa, ka vao mahita azy ianao dia ohatran'ny te hanao kafe izany foana ๏ฟฝ.

Tsy afaka mitaraina intsony ianao hoe ratsy tavana izany kafe izany ๏ฟฝ satria misy filtre 2 mifanaraka ๏ฟฝ ilay izy dia tsy atahorana ho lasa mamasipasika ny kafeanao ๏ฟฝ๏ฟฝ.

Lasa tsy ho tianao intsony ny kafe vidiana eny amin'ny sisiny ๏ฟฝ satria mora kokoa ๏ฟฝ mahery kokoa ๏ฟฝ no sady matsiro kokoa ny kafe sotroinao ao an-trano ๏ฟฝ.

Tsy hitanao izay handanianao ny volanao ๏ฟฝ satria tsy mila mividy machine ร  cafรฉ lafo be ๏ฟฝ sy filtre en papier intsony ๏ฟฝ ianao, ๏ฟฝ

Ho leo be anao ihany ny namanao ๏ฟฝ sy ny havanao ๏ฟฝ satria hatramin'ny nahazoanao an'ilay ฬ€_๐’„๐’‚๐’‡๐’†ฬ_๐’“๐’†ฬ๐’–๐’•๐’Š๐’๐’Š๐’”๐’‚๐’ƒ๐’๐’† lasa ohatran'ny matimatikambo izany ianao ๏ฟฝ:
"Za tsy misotro kafe eny amin'ny sisiny intsony ๏ฟฝ fa aleoko manao ao an-trano ๏ฟฝ๏ฟฝ๏ฟฝ",
isak'izay misy vahiny mandalo ๏ฟฝ:
"Sao dia hisotro kafe nareo ๏ฟฝ? Za ihany no manao azy ๏ฟฝ๏ฟฝ!"
Efa nampitandremanay ianareo izay a ๏ฟฝ๏ฟฝ!!!

Fa raha ohatra mo ianareo ka mafy loha ๏ฟฝ, te hividy an'ilay filtre cafรฉ ihany ๏ฟฝ, dia andefao hafatra miafina ๏ฟฝ na antsoy ๏ฟฝ ny laharana 033 80 831 94.

๐—ฃ๐—ฟ๐—ถ๐˜… : ๐Ÿญ๐Ÿฑ ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿฌ ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—บ๐—ผ๐—ป๐—ท๐—ฎ
๐——๐—ถ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐˜€๐—ถ๐—ผ๐—ป๐˜€ : ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ๐—บ๐—ฒฬ€๐˜๐—ฟ๐—ฒ ๐Ÿฒ,๐Ÿฑ ๐—ฐ๐—บ - ๐—ต๐—ฎ๐˜‚๐˜๐—ฒ๐˜‚๐—ฟ ๐Ÿณ,๐Ÿฑ ๐—ฐ๐—บ.

๐‘ป๐’Š๐’‚ ๐’Œ๐’‚๐’‡๐’† ๐’—๐’† ๐’Š๐’‚๐’๐’‚๐’ โ˜•? ๐’Ž๐’Š๐’”๐’๐’•๐’“๐’ ๐’Œ๐’‚๐’‡๐’† ๐’Ž๐’‚๐’•๐’†๐’•๐’Š๐’Œ๐’‚ ?๐—ง๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—˜๐— ๐—ข โš ๏ธ!!! ๐‘จ๐’›๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’—๐’Š๐’…๐’š ๐’‚๐’'๐’Š๐’•๐’ ๐’‡๐’Š๐’๐’•๐’“๐’† ๐’‚ฬ€ ๐’„๐’‚๐’‡๐’†ฬ ๐’Š๐’•๐’ ๐Ÿšซ!!!Satria nahoana ๐Ÿ˜ฑ?La...
26/04/2026

๐‘ป๐’Š๐’‚ ๐’Œ๐’‚๐’‡๐’† ๐’—๐’† ๐’Š๐’‚๐’๐’‚๐’ โ˜•? ๐’Ž๐’Š๐’”๐’๐’•๐’“๐’ ๐’Œ๐’‚๐’‡๐’† ๐’Ž๐’‚๐’•๐’†๐’•๐’Š๐’Œ๐’‚ ?
๐—ง๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—˜๐— ๐—ข โš ๏ธ!!! ๐‘จ๐’›๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’—๐’Š๐’…๐’š ๐’‚๐’'๐’Š๐’•๐’ ๐’‡๐’Š๐’๐’•๐’“๐’† ๐’‚ฬ€ ๐’„๐’‚๐’‡๐’†ฬ ๐’Š๐’•๐’ ๐Ÿšซ!!!

Satria nahoana ๐Ÿ˜ฑ?

Lasa tia misotro kafe ianao satria ito ฬ€_๐’„๐’‚๐’‡๐’†ฬ_๐’“๐’†ฬ๐’–๐’•๐’Š๐’๐’Š๐’”๐’‚๐’ƒ๐’๐’† ito dia mora ๐Ÿซฐ, sady haingana โšก ny mikarakara kafe aminy. Mahafatifaty kely koa, ka vao mahita azy ianao dia ohatran'ny te hanao kafe izany foana ๐Ÿคค.

Tsy afaka mitaraina intsony ianao hoe ratsy tavana izany kafe izany ๐Ÿ˜… satria misy filtre 2 mifanaraka ๐Ÿฅ‚ ilay izy dia tsy atahorana ho lasa mamasipasika ny kafeanao ๐ŸคŽ๐Ÿ‘Œ.

Lasa tsy ho tianao intsony ny kafe vidiana eny amin'ny sisiny ๐Ÿšถโ€โ™‚๏ธ satria mora kokoa ๐Ÿ’ธ mahery kokoa ๐Ÿ’ฅ no sady matsiro kokoa ny kafe sotroinao ao an-trano ๐Ÿก.

Tsy hitanao izay handanianao ny volanao ๐Ÿคทโ€โ™‚๏ธ satria tsy mila mividy machine ร  cafรฉ lafo be ๐Ÿ’ธ sy filtre en papier intsony ๐Ÿ—‘๏ธ ianao, ๐Ÿ˜Ž

Ho leo be anao ihany ny namanao ๐Ÿ‘ฅ sy ny havanao ๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿ‘ง satria hatramin'ny nahazoanao an'ilay ฬ€_๐’„๐’‚๐’‡๐’†ฬ_๐’“๐’†ฬ๐’–๐’•๐’Š๐’๐’Š๐’”๐’‚๐’ƒ๐’๐’† lasa ohatran'ny matimatikambo izany ianao ๐Ÿง:
"Za tsy misotro kafe eny amin'ny sisiny intsony โŒ fa aleoko manao ao an-trano ๐Ÿกโ˜•๐Ÿ”ฅ",
isak'izay misy vahiny mandalo ๐Ÿ‘€:
"Sao dia hisotro kafe nareo ๐Ÿคญ? Za ihany no manao azy ๐Ÿ˜Žโ˜•!"
Efa nampitandremanay ianareo izay a โš ๏ธ๐Ÿ”ฅ!!!

Fa raha ohatra mo ianareo ka mafy loha ๐Ÿงฑ, te hividy an'ilay filtre cafรฉ ihany ๐Ÿคญ, dia andefao hafatra miafina โœ‰๏ธ na antsoy ๐Ÿ“ž ny laharana 033 80 831 94.

๐—ฃ๐—ฟ๐—ถ๐˜… : ๐Ÿญ๐Ÿฑ ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿฌ ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—บ๐—ผ๐—ป๐—ท๐—ฎ
๐——๐—ถ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐˜€๐—ถ๐—ผ๐—ป๐˜€ : ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ๐—บ๐—ฒฬ€๐˜๐—ฟ๐—ฒ ๐Ÿฒ,๐Ÿฑ ๐—ฐ๐—บ - ๐—ต๐—ฎ๐˜‚๐˜๐—ฒ๐˜‚๐—ฟ ๐Ÿณ,๐Ÿฑ ๐—ฐ๐—บ.

21/04/2026

Wok en fonte avec couvercle en bois.
Prix de lancement : 80.000 ariary.
Amin'ilay faran'izay mafy lovain-jafiafy ity.
Ny efa mpampiasa vilany en fonte mahafantatra hoe ahoana ny tsiron'ny sakafo andrahoina amin'ny fonte izany.
Diamรจtre : 32,5 cm Profondeur : 10 cm

16/04/2026

Filtre ร  cafรฉ rรฉutilisable
Double filtre
Facile ร  transporter
Facile ร  nettoyer
Ultra-pratique

09/04/2026

ฬ€_๐’„๐’‚๐’‡๐’†ฬ_๐’“๐’†ฬ๐’–๐’•๐’Š๐’๐’Š๐’”๐’‚๐’ƒ๐’๐’†

๐—ฃ๐—ฟ๐—ถ๐˜… : ๐Ÿญ๐Ÿฑ ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿฌ ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—บ๐—ผ๐—ป๐—ท๐—ฎ
๐——๐—ถ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐˜€๐—ถ๐—ผ๐—ป๐˜€ : ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ๐—บ๐—ฒฬ€๐˜๐—ฟ๐—ฒ ๐Ÿฒ,๐Ÿฑ ๐—ฐ๐—บ - ๐—ต๐—ฎ๐˜‚๐˜๐—ฒ๐˜‚๐—ฟ ๐Ÿณ,๐Ÿฑ ๐—ฐ๐—บ.

Livraison manomboka amin'ny 3000 ariary
Mandefa any amin'ny faritra

30/03/2026

Tia kafe ve ianao โ˜•? misotro kafe matetika ?TANDREMO โš ๏ธ!!! Aza mividy an'ito filtre ร  cafรฉ ito ๐Ÿšซ!!!Satria nahoana ๐Ÿ˜ฑ?Lasa...
30/03/2026

Tia kafe ve ianao โ˜•? misotro kafe matetika ?
TANDREMO โš ๏ธ!!! Aza mividy an'ito filtre ร  cafรฉ ito ๐Ÿšซ!!!

Satria nahoana ๐Ÿ˜ฑ?

Lasa tia misotro kafe ianao satria ito filtre ร  cafรฉ rรฉutilisable ito dia mora ๐Ÿซฐ, sady haingana โšก ny mikarakara kafe aminy. Mahafatifaty kely koa, ka vao mahita azy ianao dia ohatran'ny te hanao kafe izany foana ๐Ÿคค.

Tsy afaka mitaraina intsony ianao hoe ratsy tavana izany kafe izany ๐Ÿ˜… satria misy filtre 2 mifanaraka ๐Ÿฅ‚ ilay izy dia tsy atahorana ho lasa mamasipasika ny kafeanao ๐ŸคŽ๐Ÿ‘Œ.

Lasa tsy ho tianao intsony ny kafe vidiana eny amin'ny sisiny ๐Ÿšถโ€โ™‚๏ธ satria mora kokoa ๐Ÿ’ธ mahery kokoa ๐Ÿ’ฅ no sady matsiro kokoa ny kafe sotroinao ao an-trano ๐Ÿก.

Tsy hitanao izay handanianao ny volanao ๐Ÿคทโ€โ™‚๏ธ satria tsy mila mividy machine ร  cafรฉ lafo be ๐Ÿ’ธ sy filtre en papier intsony ๐Ÿ—‘๏ธ ianao, 15.000 Ariary monja ๐Ÿท๏ธ no vidin'ito filtre ร  cafรฉ ito ๐Ÿ˜Ž๐Ÿ”ฅ.

Ho leo be anao ihany ny namanao ๐Ÿ‘ฅ sy ny havanao ๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿ‘ง satria ianao lasa ohatran'ny matimatikambo izany ๐Ÿง:
"Za tsy misotro kafe eny amin'ny sisiny intsony โŒ fa aleoko manao ao an-trano ๐Ÿกโ˜•๐Ÿ”ฅ",
isak'izay misy vahiny mandalo ๐Ÿ‘€:
"Sao dia hisotro kafe nareo ๐Ÿคญ? Za ihany no manao azy ๐Ÿ˜Žโ˜•!"

Efa nampitandremanay ianareo izay a โš ๏ธ๐Ÿ”ฅ!!!
Fa raha ohatra mo ianareo ka mafy loha ๐Ÿงฑ, te hividy an'ilay filtre cafรฉ ihany ๐Ÿคญ, dia andefao hafatra miafina โœ‰๏ธ na antsoy ๐Ÿ“ž ny laharana 033 80 831 94.

19/01/2026

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ilainao isan'andro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share