Eclat de luxe

Eclat de luxe Bienvenue sur ma page❤
❤Des produits qui illuminent votre vie. Rejoignez notre communauté d'amateurs de luxe ! ✨


Abonner ma page
Inviter des amies

Hellloooo‼️‼️‼️Tasse avec cuillère 😎😍Afaka atao fasina sucre,sns😝prix: 6000ArCommandez vite sur mp
18/08/2025

Hellloooo‼️‼️‼️
Tasse avec cuillère 😎😍
Afaka atao fasina sucre,sns😝
prix: 6000Ar
Commandez vite sur mp

Poste10 n'olona aho nandritra ny iray taona.Izay foinareo omena ahy hoy aho tsy maninona fa izaho mila manao zavatra.-Ny...
21/05/2025

Poste10 n'olona aho nandritra ny iray taona.
Izay foinareo omena ahy hoy aho tsy maninona fa izaho mila manao zavatra.
-Ny olona manodidina ahy tonga dia mahafantatra hoe taiza io toerana io.

Dia hoy ny sasany:
Iny ilay tanora tsisy avenir.
Iny ilay tanora tsisy pass.
Iny ilay tanora mandany fotoana fotsiny.
---------------------------------------------------------------
Namana,
Tsy maninona izay lazain'olona momba anao.
Tsy maninona na ataon'olona hoe adaladala ianao satria manao asa tsy mifanaraka amin'ny diplomanao.

Tadidio fa adaladala ny fieveran'olona an'i Noa raha nanomana ny fiavian'ny tondra-drano.
Adaladala ny fieveran'olona an'i Noa raha niasa mafy nandritra ny olona nanao fety.

Tadidio fa io olona nantsoina hoe adaladala io no nanao Sambo fiara tsy nilentika fa expert no nanao Titanic.(nilentika)

Imagineo hoe Mr Joel natao adaladala taloha iny no hiankinana sy hivelomana ankohonana Malagasy maro ankehitriny ao anaty orinasa.

Namana oh,
Aleo adaladala manana tanjona toy izay expert manaonao foana.
Aleo adalalada mahatsinjo lavitra toy izay expert jamban'ny anio.

Mpitoriteny 9:10a
Izay rehetra azon'ny tananao atao dia ataovy amin'ny herinao;

Ndao hanova zavatra
Joel Razafindralema

Tsy hitanareo mamy kely ve le collier sy boucle d'oreille DIOR?❤️❌En acier inoxydable ❌        💠DIOR 💠Prix : 9 000Ar ❌Ma...
20/05/2025

Tsy hitanareo mamy kely ve le collier sy boucle d'oreille DIOR?❤️
❌En acier inoxydable ❌
💠DIOR 💠
Prix : 9 000Ar
❌Manao livraison❌
Mp ary oh

Na dia mandeha irery aza ianao dia tadidio fa Andriamanitra momba anao.Na dia mamome lamosina anao aza ny namanao, havan...
19/05/2025

Na dia mandeha irery aza ianao dia tadidio fa Andriamanitra momba anao.

Na dia mamome lamosina anao aza ny namanao, havanao, ny manodidina anao dia tadidio fa Andriamanitra miara-dalana aminao.

Na dia mankahala anao aza izao tontolo izao dia tadidio fa Andriamanitra tena tia anao.

Na dia mandalo challenge , mandalo olana aza ianao dia tadidio fa Andriamanitra tsy mba mandao anao.

Deotoronomia 31:6
Mahereza sy matanjaha; aza matahotra na manahy; fa Jehovah Andriamanitrao no miara-mandeha aminao; tsy handao anao na hahafoy anao Izy.

Mirary Alahady Sambatra

Ndao hanova zavatra

Joel

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Eclat de luxe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share