25/05/2026
MGS dia mitady Commercial terrain hanatevin-daharana ny ekipany.
👉 Fepetra takiana :
✅ 18 taona miakatra
✅ Mazoto miasa eny an-kianja
✅ Vonona hiasa hahatratra tanjona
✅ Mahay mifandray amin’ny olona sy manana toe-tsaina matihanina
Raha olona tia fanamby ianao, mazoto miasa, ary te hiditra ao anatin’ny ekipa mavitrika, dia ity no fotoana mety ho anao.
📞 Antsoy avy hatrany : 032 13 022 62 na 032 13 023 10
MGS – Connecter les talents, structurer l’avenir.