06/07/2025
🔥 MISY TANTELY MADIÔ 100% MIANDRY ANAO! 🍯
Raha mbola tsy nanandrana ny tantely gasy tena izy ianao...
👉 IZAO NO FOTOANA!
Aleo ny vatana ho salama, ny fianakaviana ho voaaro,
ary ny tsiron'ny natiora ho eo amin’ny latabatra isan’andro! 💛
Mora vidy – Azo alefa amin’izay toerana misy anao – Antsoy fotsiny dia tonga! 📦☎
Izahay eto amin'ny Gasy Tena Ts'Art dia faly manolotra ho anao ny:
📢 Tantely tena pur ,madio sy voajanahary —Azo antoka 100% ho an’ny fahasalamanao sy ny ankohonanao! 🍯💛
Manolotra ho anao izahay ny tantely voajanahary 100% avy amin’ny natiora malagasy, tsy mitapoka rano, tsy misy produit chimique, ary mamy sy manitra tokoa!
Tantely notrandrahana avy amin’ny tantely an’ala sy tantely gasy madio, tsy miova tsiro, ary afaka ampiasaina amin'ny:
🫖 Fanampiana amin'ny rano mafana
🥣 Fanampin-tsakafo
👶 Fitomboan’ny zaza
🩺 Fitsaboana nentim-paharazana sy fitsaboana voajanahary
💪 Tombony azo amin’ny tantely:
✅ Manamafy hery fiarovana amin’ny aretina
✅ Mampitony kohaka sy sery
✅ Mety ho an’ny olona diabeta
✅ Mamelona hery sy manome tanjaka amin’ny vatana
✅ Mampahery saina
🚚 Afaka manao livraison ihany koa izahay!
Na aiza na aiza misy anao dia afaka mandefa izahay, ho an’ny mpanjifa manokana, mpivarotra, na orinasa mitady vokatra madio sy voajanahary.
📞 Antsoy na WhatsApp:
👉 033 05 995 50
👉 038 60 172 85
❤️ Arovy ny fahasalamanao sy ny fianakavianao amin’ny safidy voajanahary. Safidio ny tantely Gasy Tena Ts’Art 2.0!