Le Petit Gourmand

Le Petit Gourmand Pour vos réceptions , Mariages , baptême, séminaires ... N'hésitez pas à nous contacter , service de qualité mais à petit prix ...

Nos menus Sakafo tsotra sy maivana ary madioMora dia Mora 7000 ArEntréeResistanceDessert📠034 07 896 80032 49 600 94ou en...
31/05/2026

Nos menus

Sakafo tsotra sy maivana ary madio

Mora dia Mora

7000 Ar

Entrée
Resistance
Dessert

📠

034 07 896 80
032 49 600 94

ou en Mp
manao commande

Iza no haka ilay menu gratuit 1 aty aminay rahampitso ?

izay manao JP faha 13 no mahazo azy

indray manoratra ihany annn 😘

Izay commentaire miantso namana hanjifa sy hi abonnée, ka mahazo réaction plus de 25 mahazo Gouter gauffre choco.

(réel ihany fa efa hitanay io an)

BIZOUUUU 😘

EH OHHH 😲🤯Ato aminay irery ihany no ahitanao izany offreEntréeresistance dessert7000Ar MP haingana. na miantso ilay nume...
30/05/2026

EH OHHH 😲🤯

Ato aminay irery ihany no ahitanao izany offre

Entrée
resistance
dessert

7000Ar

MP haingana.
na miantso ilay numero mahazo
032 49 600 94
034 07 896 80

Menu lundi

Entrée: salade de pomme de terre

Résistance : Arananakoho lafika legume / henomby ritra

Dessert: gauffre

Merci 😘

04/05/2026
Ary raha misy Box petit dje indray 😘BIZOUUU
24/04/2026

Ary raha misy Box petit dje indray 😘

BIZOUUU

Hena omby malemy laitra ny banga tsy mila tsakoina🤤vary manitra tsara 🥰5 000Ar dia afaka manafatraaterinay anie eh😘032 4...
22/04/2026

Hena omby malemy laitra ny banga
tsy mila tsakoina🤤
vary manitra tsara 🥰

5 000Ar dia afaka manafatra

aterinay anie eh😘

032 49 600 94
na MP

BIZOUUUU

EH OHHH 😲🤯Ato aminay irery ihany no ahitanao izany offreEntréeresistance dessert7000Ar izanyMora anie izany kanefa mampi...
17/04/2026

EH OHHH 😲🤯

Ato aminay irery ihany no ahitanao izany offre

Entrée
resistance
dessert

7000Ar izany

Mora anie izany kanefa mampizesta ehhh
mbo marina mafy.

comme quoi rehefa miresaka;
dia hoe: ny entrée ako salady de pom de tera
ny résistance merlan frity, ny dessert ko banane karamelizé
🤭

de eo ilay olona iresahana manao hoe
gouillleuuuh henjana zany

kanefa 7 000Ar fotsiny.

MP haingana.
na miantso ilay numero mahazo
032 49 600 94

Merci 😘

MacedoineAkoho gasy saosycrepe chocolat Menu anio 7 000Ariza no anaterana aky 😘
16/04/2026

Macedoine
Akoho gasy saosy
crepe chocolat

Menu anio 7 000Ar

iza no anaterana aky 😘

Andraso aloha, sao dia tsy arakareo aryity Barquette iray ity dia menu complet 7 000Ar Fotsiny.Entréeresistancedessertte...
15/04/2026

Andraso aloha, sao dia tsy arakareo ary

ity Barquette iray ity dia menu complet
7 000Ar Fotsiny.

Entrée
resistance
dessert

tena mora anie eh
MP na miantso avy hatrany 032 49 600 94

Manao livraison izahay

Bon week end aby re Mandray commande manao livraison mandray reservation en avanceAdiresy ety @ Mausolée terminus 194😘
11/04/2026

Bon week end aby re

Mandray commande manao livraison

mandray reservation en avance

Adiresy ety @ Mausolée terminus 194

😘

Nos glaces 🥰😍🤤
06/04/2026

Nos glaces 🥰😍🤤

Address

Andravoahangy
Antananarivo

Telephone

+261348705837

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le Petit Gourmand posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category