Le codex de la Compta & RH

Le codex de la Compta & RH Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Le codex de la Compta & RH, Business Center, Centre ville, Antananarivo.

11/06/2025

❌ERREUR matetika ataon'ny mpianatra na isika Comptable đŸ”„

Trop perçu Vs Produit à comptabiliser.

Ohatra : Nisy client iray nanao paiement nihotra noho ilay tao anaty facture. Ny zavatra hita voalohany misy différence positive entre ilay facture sy ilay paiement.

Exemple précis :

Nisy Entreprise de Service iray eto Tana , nanao facture an'ilay client izy 10.000 Ar nefa kay nisy erreur tampoka ilay paiement dia lasa 12.000 Ar ndray no nalohany.

❌Tsy mety ity enregistrement ity :

Débit : Banque 12.000
Crédit : Prestations S/ce:12.000

Nefa io fona matetika no zavatra miseho.

✅ Ity no izy :

Débit : Banque 12.000
Crédit : Prestation S/ce : 10.000
Crédit : trop perçu : 2.000

🔮Ny zavatra hita otran'ny hoe Revenu ilay izy nefa en rĂ©alitĂ© d'un trop perçu ( Dettes envers le clients )

❌ Aona ndray ary raha isika ndray no nandoha vola nihotra tany aminy fournisseur ? Na ko hoe double paiement ohatra.

Tsy fahita loatra any ampianarana itony ..na ny mpampianatra ary misy manafangaro ndraindray ...

Tsy hahafehezan-tsika itony dia efa rattrapage na Redoublement de matiùre mintsy ho an'ny mpianatra :50.000 Ar 😅farany tsy afaka ....

Abonne toi ..ho mora aminao io....📊

11/06/2025

Ho lasa professionnel ianao ...

🎯ImaginĂ©-o anie hoe vao sambany hiditra hiasa amin'ny tontolo professionnel ianao dia efa fantatrao daholo ireto...na ny mpampiasa ary hieritreritra hoe efa manana traikefa sahady ianao.

💠 Inona marina mo ny atao hoe " CongĂ© "

Andro tsy hiasana efa hita mialoha izy io.

Ny congé dia misy karazany ..misy congé maladie, congé de maternité, congé de paternité .....

En général , ny efa voasoratra ao anaty làlànà izy io , izany hoe Droit automatique hoan'ny mpiasa ny congé.

Ao anaty iray volana ny mpiasa dia manana congé 2,5 jours ...izany hoe anaty ny heritaona izy mananana 30 jours.

Ny congé dia mety ho andro maromaro ny tsy hiasana, mety hoa semaines ...

Tsy afaka lavin'ny mpampiasa io fa kosa ny date tsy hiasana mba no mila ampifanarahana aminy activités ataon'ny orinasa...amin'ny fotoana tsy betsaka asa sy fotoana mba maha tsara ny orinasa no no hangalana azy.

Maro ny azo tantaraina amin'izy io...Tsara foana ny mahalala 📊

Le codex de la Compta & RH

09/06/2025

À Antananarivo, un jeune entrepreneur a dĂ» fermer sa petite entreprise

Pourquoi? Il ne savait pas qu'il fallait déclarer les charges sociales à temps.

Aujourd'hui, il apprend le Compta et RH pour recommencer, mais cette fois , en béton.

Rejoins cette page et Ă©vite les mĂȘmes erreurs
Le codex de la Compta & RH 📊

Address

Centre Ville
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le codex de la Compta & RH posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share