13/08/2026
🌿LA ROCHE-POSAY MELA B3 SERUM 🌿
🍃Ho esorin-tsika aminy ity produit ity ny TASY mainty navela ny MONY sy ny tena lokony odin-tava nosimbainy masoandro manaratsy ny endriky ndri io..
Ity MELA B3 Serum ity dia manampy:
✨ Manamaivana ny tasy mainty
✨ Mampihena ny takaitra tavela amin’ny mony
✨ Mampitovy loko ny hoditra
✨ Mampamirapiratra ny hoditra
✨ Miaro amin’ny fiverenan’ny tasy
💧 Ahitana Melasyl™ sy Niacinamide 10 %, mety amin’ny karazana hoditra rehetra, na dia ny hoditra saro-pady aza.
🌸 Disponible en 30 ml
🌸 100 % Authentique ‼️ ( ny code-barre no anamarinan-dri azy )
🌸 50 pièces dispo
🚨100.000ar ouiiii 100.000ar fa tsy 185.000ar
😊 Fa maninona no ataon-dri mora be izy io Kiala Rasoa?
🥰 Satria tiako zaraina ho anareo koa ny soa azoko , lay « SOA « no ilaina fa tsy ny vidiny😘
Izay mihintsy Kiala Rasoa🩷