SHOP MORA VIDY

SHOP MORA VIDY Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SHOP MORA VIDY, Business Center, Jirama besarety, Antananarivo.

16/11/2025

Alefaso ny commande topko
Livreson tana mandefa faritra
WhatsApp☎️034 11 921 24

26/10/2025

Stylo Paint Rayure – Correcteur de Rayures pour Voiture
WhatsApp☎️034 11 921 24
Prix🎁20 000ar
Misy couleur maromaro ao

Efface rapidement les petites rayures et éraflures sur la carrosserie.

Facile à utiliser – Mora ampiasaina, tsy mila manam-pahaizana
Séchage rapide – Maina vetivety, tsy mandany fotoana
Résultat discret et professionnel – Manome endrika madio sy manara-penitra

Idéal pour tous types de peinture :
🚗 voiture, 🏍️ moto, 🚲 vélo, sns.

Tena ilaina ho an’izay te hitazona ny fiarany ho tsara tarehy sy milamina foana.
Lieu de recuperation jirama Besarety
Manao livreson tana mandefa faritra
☎️034 11 921 24

24/10/2025

🔥COLLE BETON SOUPLE🔥
manamora fiainana aza mitady lavitra
WhatsApp☎034 11 921 24
Prix💰20 000ar/500g

Manana olana amin'ny fidiran'ny rano na fivoahan'ny akora? Ny Quick Drying Crack Sealant no vahaolana tonga lafatra ho anao! Ity adhesive matanjaka sy elastika ity dia manampy anao amin'ny fanamboarana mora sy haingana amin'ny triatra, lavaka, na faharitry ny vato, simenitra, ary marbra.

Caracteristique

Maina Haingana: tsy mora miala, manamboatra amin'ny fomba haingana sy mahomby.

Elasticité zany oe souple Mety tsara amin'ny fanamboarana toerana misy fihetsehana, tsy mora mivaky.

Manampy amin'ny fanakatonana lavaka: Arovy amin'ny rano sy loto ny toerana rehetra.

Mety amin'ny asa rehetra: Ho an'ny trano, ny fanamboarana gorodona, rindrina, ary fitaovana hafa.

Aza avela ho rava ny asa fanamboaranao! Ity vokatra ity dia mitondra fiovana lehibe amin'ny fanamboarana rehetra, manampy amin'ny fiarovana sy faharetana!

Livraison tana mandefa faritra

AZA TARA FA ILAY FATSARANA FONA💥COCHE BATTERIE💥WhatsApp☎️034 11 921 24          Prix🎁12 000ar ny paireFitaovana: Vita am...
11/10/2025

AZA TARA FA ILAY FATSARANA FONA
💥COCHE BATTERIE💥
WhatsApp☎️034 11 921 24
Prix🎁12 000ar ny paire

Fitaovana: Vita amin’ny metaly mahazaka herinaratra tsara, misy visy fanamafisam-pifandraisana.

Tombony: Mora apetraka sy eso***a, mahazaka courant matanjaka, ary manome contact tsara mba tsy hihena ny herinaratra mivoaka avy amin’ny batterie.

Ampiasaina amin’ny: Fiara, kamiao, moto lehibe na fitaovana mila batterie 12V/24V.

👉 Raha lazaina tsotra dia izy no connecteur batterie mba tsy hisy olana amin’ny contact sy ny fikorianan’ny courant.

Livraison tana mandefa faritra
☎️034 11 921 24

24/09/2025

Aza tra 🐋🐋🐋ENTENNE REQUIN🐋🐋🐋
WhatsApp☎️034 11 921 24
Prix🎁25 000ar ny1
Reo daholo ny coleur dispo

Manatsara ny fijery ivelany amin’ny fiara (design moderne & sport).

Manampy amin’ny fandraisana signal radio/antenna.

🔹 Loko misy: Fotsy, mainty, volontany, mena, fibre carbon.
🔹 Fametrahana: Mora apetraka, misy adhesive mafy o***a, tsy mila manimba ny tafo fiara.
🔹 Tombony:
Manome endrika bogosy sy maoderina ny fiara
Universal fit – mety amin’ny fiara rehetra
Mahazaka toetr’andro isan-karazany (ranonorana, masoandro, rivotra)

👉 Raha fintinina: Ity Antenne Shark Fin ity dia manova avy hatrany ny fiaranao ho maoderina sy stylish, manintona maso
Livreson tana mandefa faritra
☎️034 11 921 24

20/09/2025

AZA AVELA HO MALOTO NY MOTEUR
Engine Surface Cleaner – 500ml.
Prix🎁25 000ar
mety@fiara
Moto sns...
🔹 Mpanafaka loto sy menaka – natao manokana hanadiovana ny tavan’ny motera sy ampahany metaly.
🔹 Fomba famafazana (spray) mora ampiasaina, manampy amin’ny fanalana menaka sy loto sarotra eso***a.
🔹 Hery madio mahery (formule concentrée), ka mahavita manadio haingana sy mahomby.
🔹 Fonosana 500ml – mety tsara ho an’ny fikojakojana fiara na moto.
🔹 Manampy ny motera hijery madio sy ho voaaro amin’ny loto sy harafesina.

👉 Tombony:
Haingana ny vokany
Tsy mila fitrosorana lava
Mora entina sy ampiasaina
Mahasoa amin’ny fikojakojana tsy tapaka

"Engine Surface Cleaner 500ml – Madio haingana, mamirapiratra avy hatrany ny motera!"

Livreson tana mandefa faritra
☎️034 11 921 24

ARRIVAGE tena tsara👓 Lunette de soudure proWhatsApp☎️034 11 921 24           Prix🏆🎁25 000arMisy vera mazava & mainty fli...
14/09/2025

ARRIVAGE tena tsara
👓 Lunette de soudure pro
WhatsApp☎️034 11 921 24
Prix🏆🎁25 000ar

Misy vera mazava & mainty flip-up

Miaro maso amin’ny hazavana mahery & potipoti-javatra

Fehikibo elastique mora ahitsy

Mafy, maivana ary tena ilaina amin’ny asa soudure 🔥

👉 Fiaro azo antoka ho an’ny masonao rehefa miasa!

Livreson tana mandefa faritra
☎️0341192124

GILET DE SECURITE REFLESCHISANTE😍WhatsApp☎️034 11 921 24              Prix🎁25 000ar ny1Loko samihafa: misy volomboasary,...
11/09/2025

GILET DE SECURITE REFLESCHISANTE😍
WhatsApp☎️034 11 921 24
Prix🎁25 000ar ny1

Loko samihafa: misy volomboasary, mainty misy bande grise, mena, ary mavo fluorescent.

Bande réfléchissante: misy tsipika manjelanjelatra izay mamirapiratra rehefa tratran’ny hazavana (fiara, jiro, sns) mba hahitana tsara ilay mpampiasa amin’ny alina na amin’ny toerana maizina.

Endrika: akanjo vita amin’ny lamba maivana, mora entina, ary mivoha eo aloha (zipo na velcro).

Fampiasana: natao ho an’ny mpiasa amin’ny lalambe, mpamily kamiao, mpanao asa fanorenana, fiarovana an-kalamanjana, bisikileta/moto, na izay mila hita mazava tsara amin’ny alina.

Tombony: manampy fampitomboana fiarovana sy fahitana amin’ny toerana mampidi-doza.

💡 Amin’ny teny tsotra: izy ireo dia gilet miaro amin’ny tsy fahitana mba hahafahan’ny olona hita tsara amin’ny toerana mampidi-doza sy amin’ny fotoana maizina.

Livreson tana mandefa faritra

31/08/2025

🚛 Claxon Double Trompette – MASTER BIG SOUND 🎺
WhatsApp☎️034 11 921 24
Prix 🎁150 000ar FALA FALA FALA 🎇🎇

Raha mila feo mafy, mazava ary manaitra eny an-dalana ianao, dia ity no vahaolana tsara indrindra!
Mety amin’ny camion, 4x4, bus, taxi-brousse ary fiara rehetra mila claxon matanjaka moto misy mety aminy ato

Feo BIG SOUND – mahery be, manaitra avy lavitra, miaro amin’ny loza eny an-dalana.

Trompette vy chrome roa – endrika manara-penitra, tsy mora harafesina, maharitra ela.

Miasa amin’ny compresseur – miaraka amin’ny tuyaux sy fitaovana feno.

Fametrahana mora – efa ao anaty kit ny vis, boulon, switch, ary support.

Tonga lafatra ho an’ny mpamily mitady fiarovana sy fomba fanehoana fa “tonga ny BIG BOSS” eny an-dalana.

Kalitao avo – feo tsy misy ohatra
Endrika manintona sy maoderina
Mety tsara amin’ny lalana rehetra, indrindra rehefa mitondra entana na amin’ny alina

Aza avela tsy ho anao ity Claxon Double Trompette MASTER BIG SOUND ity – ho feo sy endrika manome hery ho an’ny fiaranao!

Misy karazany maro izy ato fa aza misalasala
FALA FALA Double trompette
12V 🎁150 000ar
Simple trompette
12V🎁100 000ar
24V🎁100 000ar
Triple trompette somary efa fohifohy kely
12V🎁70 000ar
Double trompette somary
Efa fohifohy kely
12V🎁60 000ar
Claxon escargot type R
12V🎁25 000ar

Livreson tana mandefa faritra

ARTICLE KOJAKOJA NY FIARA MORA RETO A
21/08/2025

ARTICLE KOJAKOJA NY FIARA MORA RETO A

Address

Jirama Besarety
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SHOP MORA VIDY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share