TRL Scoot Mdg

TRL Scoot Mdg Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from TRL Scoot Mdg, Business Center, Face shell Ampasika, Antananarivo.

🚨 **Prenez soin de votre moto, elle prendra soin de vous !** 🛵 Chez **TRL Scoot MDG**, on sait qu’une moto bien entretenue, c’est plus de sécurité, de performance et de plaisir sur la route...

🚨 Efa tonga indray ny Couvre tableau sy siège mety am moto rehetra🛵❤️♻️Tapis Many mety am New Many, Romeo, jBubu ♻️Tapis...
06/06/2026

🚨 Efa tonga indray ny Couvre tableau sy siège mety am moto rehetra🛵❤️
♻️Tapis Many mety am New Many, Romeo, jBubu
♻️Tapis kit YAMAHA CYGNUS 2; 3; 4
☝🏼 Efa misy hatrany reo ho an'ireo tia manatsara zavatra sy nanao commande tato aminay, Misy pièces izay ilainao ihany koa fa aza misalasala manontany tompoko 🤞🏼

👉🏼 Prix mirary be foana hatrany 💰🤩
🕰️ Mivoha 7H30 - 6H hariva 🗓️

📍 TRL SCOOT GARAGE AMPASIKA 🛠️🛵

☎️ 0330404896 / 0345546768 📞

🤩 Arrivages Sigle Mivoatra pour scooter 2T sy 4T  (YAMAHA, KYMCO, PGO ) ho an'ireo nitady sy nanao commande tato aminay ...
20/05/2026

🤩 Arrivages Sigle Mivoatra pour scooter 2T sy 4T (YAMAHA, KYMCO, PGO ) ho an'ireo nitady sy nanao commande tato aminay ary mila azy de efa misy hatrany ireo 🛵❤️‍🔥

👉🏼 Prix Mirary hatrany 💰🤩
🕰️ 07H 30 - 18 H ( Heure continue)
📍 TRL SCOOT GARAGE AMPASIKA (En face shell)🛵 🔩🛠️

☎️ 0330404896 / 0345546768 📞

🏁 KYMCO racing king 180cc, Liquide refroidissement Manja kely🛵❤️‍🔥♻️ Fourche Orange 🍊 ♻️ Manette kit réglable ♻️ Anneaux...
13/05/2026

🏁 KYMCO racing king 180cc, Liquide refroidissement Manja kely🛵❤️‍🔥
♻️ Fourche Orange 🍊
♻️ Manette kit réglable
♻️ Anneaux clé kit violet
♻️ Avec Tapis kit alu
♻️ Pneus maranitra tsara
👉🏼 Moteur farak'izay mangina💯
👉🏼 Prix Mp, mora rah ny état 💰🤩

📍 Visible AMPASIKA shell
☎️ 0330404896 / 0345546768📞

🤩Special kit manabika moto ndray ho an'ny Scooter 2T sy 4T YAMAHA, KYMCO,PGO SYM,...🛵❤️‍🔥♻️ Tapis kit C3♻️ Anneaux clé, ...
12/05/2026

🤩Special kit manabika moto ndray ho an'ny Scooter 2T sy 4T YAMAHA, KYMCO,PGO SYM,...🛵❤️‍🔥
♻️ Tapis kit C3
♻️ Anneaux clé, Anneaux réservoir
♻️ Bull TGP
♻️ Becky latérale réglable
♻️ Cache pâle
♻️ Jauge huile
♻️ Pose d'os
♻️ Poignée Rizoma
♻️ Porte plaque
♻️ Porte casque ,...
👉🏼 Prix mirary hatrany fa tongava 💰🤩
🕢 07H 30mn -- 18H ( Heure continue)📆
📍 TRL SCOOT GARAGE AMPASIKA shell
☎️ 0330404896 / 0345546768

‼️ Pièces vaovao special  4T(YAMAHA, KYMCO, PGO, SYM)🛵✨Kalitao am'ilay tsara nefa mora hatrany🤩✅ Anti bruit ✅ Arbre à ca...
28/04/2026

‼️ Pièces vaovao special 4T(YAMAHA, KYMCO, PGO, SYM)🛵✨
Kalitao am'ilay tsara nefa mora hatrany🤩
✅ Anti bruit
✅ Arbre à cames+ Rampe
✅ Chaine distribution
✅ Chaine pompe à huile
✅ Contacter démarreur
✅ Ferodo freins
✅ Générateur
✅ Glisseur, Tender chaine
✅ Joint culasse, Couvre culasse
✅ Segment marque karazany
✅ Piston complet 52.4 mm-- 67mm
✅ Régulateur
✅ Soupape complet
✅ Pompe électrique + Tamis
✅ Plaquette de freins
✅ Par à huile karazany ...

👉🏼 Prix mirary hatrany 💰🤩
🕢 Mivoha 7h 30 - 06h Hariva🗓️
📍TRL SCOOT GARAGE AMPASIKA Shell 🛠️🛵
☎️ 0330404896 / 0345546768 📞

🚨 Izahay dia manao asa rehetra momban'ny Moto 2T, 4T, sy misy vitesses rehetra🛵🏍️👉🏼 Asa misy garantie, afa-po ianao vao ...
16/04/2026

🚨 Izahay dia manao asa rehetra momban'ny Moto 2T, 4T, sy misy vitesses rehetra🛵🏍️
👉🏼 Asa misy garantie, afa-po ianao vao mandoa vola
✔️ Manala ratage, fuite menaka, Mi-broute,manetroka, kely aina,mamono tena ho azy,saro-belomina
✔️ Manao Upgrade, manolo Segment sns,...
✔️ Verification (Anaty moteur, Équipements)
✔️ Reglage Boîtes(Manala limitateu ivelany sy anatiny,..)
✔️ Réglage Carb(Mihinana lasatsy sy kely aina, tsentsina)
👉🏼 Misy pièces de rechanges izay ilaina ihany koa(Vaovao sy bonne occasion)🤩

🕢 Mivoa am 7 h30 - 18 h Ariva
📍 TRL SCOOT GARAGE 🛵🛠️ (AMPASIKA en face shell ⛽)
☎️ 0330404896 / 0345546768 📞

🚨  Efa tonga ny Protège-tibia complet, Masque Moto sy Cagoule moto ultra confort LS2 ary ny gant  ho anareo tia milavala...
04/04/2026

🚨 Efa tonga ny Protège-tibia complet, Masque Moto sy Cagoule moto ultra confort LS2 ary ny gant ho anareo tia milavalava mandeh RN kah arovy ny tenanao amin'ny fampiasana azy ireo ary 🤞🏼
👉🏼 kalitao amin'ilay mafy sy miharitra hatrany💯

👉🏼 Prix Mirary be fa tongava 💰🤩
🕢 7h 30 - 18h (Heure continue)🗓️

📍 TRL SCOOT GARAGE AMPASIKA 🛵 🛠️
(Route Itaosy,en face shell ⛽)
☎️ 0330404896 / 0345546768 📞

📢 Arrivages COURROIE, EMBRAYAGE ,CARBURATEUR, CULASSE, DÉMAREUR Bonne occ be ho ana Moto 4T ndray ary ho anareo mila sy ...
27/03/2026

📢 Arrivages COURROIE, EMBRAYAGE ,CARBURATEUR, CULASSE, DÉMAREUR Bonne occ be ho ana Moto 4T ndray ary ho anareo mila sy nitady ary nanao commande tato aminay 🛵❤️‍🔥

👉🏼 Prix atao mora foana 💰🤩
🕢 7h30 -- 18h (Heure continue)🗓️
📍 AMPASIKA Itaosy en face shell⛽
(🛠️ TRL SCOOT GARAGE 🛵🛠️)

☎️ 0330404896 / 0345546768 📞

✨ Efa tonga ny Retro G6,  Racing S, YAMAHA Force, Smax ary KYMCO Many Rond chromée,... Misy karazany hafa ihany koa ho a...
21/03/2026

✨ Efa tonga ny Retro G6, Racing S, YAMAHA Force, Smax ary KYMCO Many Rond chromée,... Misy karazany hafa ihany koa ho an'ny Moto rehetra axe 8 sy 10, Am le tena manabika be ny Moto anao🛵❤️‍🔥💯, Aza tara ary fa ho anao izay mitady sy nanao commande tato aminay dia alaivo ny anjaranao sao fa ny tsara ts mipetraka ela☝🏼

👉🏼 Prix mirary be foana hatrany 💰🤩
🕢 7H30 - 18h ( Heure continue)🔐🗓️
📍 TRL SCOOT GARAGE AMPASIKA Shell ⛽(Route vers Itaosy)

☎️ 0330404896 / 0345546768 📞

✨ Arrivages Cache tableau manjakely sy Porte papier sy Housse siège ary Pose d'os KYMCO sy YAMAHA ho ana scooter 4t rehe...
19/03/2026

✨ Arrivages Cache tableau manjakely sy Porte papier sy Housse siège ary Pose d'os KYMCO sy YAMAHA ho ana scooter 4t rehetra🛵💯
👉🏼 Miharo ny tableau am masoandro sy mba tsy ho mora vasoka, vaky ary manabika moto ihany koa✅
👉🏼 Prix Mora hatrany fa tongava 💰🤩
🕢 Mivoha am 7H 30 -- 18H Hariva

📍 TRL SCOOT GARAGE AMPASIKA En face shell ⛽(Route vers Itaosy)

☎️ 0330404896 / 0345546768 📞
( Livraison possible en ville et Province 🛵)

Address

Face Shell Ampasika
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TRL Scoot Mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share