Sac papier

Sac papier Commande de sac en papier pour particulier ou entreprise locale

Spécial noël
19/12/2017

Spécial noël

18/12/2017

Commerçant, essayez les sacs papier: spécial noël, pour chouchouter vos clients

18/12/2017

Vokatra vaovao: sacs en papiers spécial noël, miara'mifety hatrany

les différentes tailles disponibles
19/12/2015

les différentes tailles disponibles

18/12/2015

Ho anareo olon-tsotra na tranom-barotra, ato pejy facebook ity no ahafahanareo manao commande ireo harona taratasy solon'ireo sachet plastika, tsy mora rovitra ary tsy simban'ny menaka, izany hoe raha asiana hena ohatra. Misy hangezany maromaro ilay izy ka ny mitovy 200ariary fahiny, izay hangezany lehibe indrindra, no atao 80ariary raha maka maro ianareo. Koa raha mila fanazavàna fanampiny na handefa commande dia antsoy ny laharan-tariby 0345093777, na koa ato pejy ity ihany dia efa afaka anaovanareo izany. Ka manainga antsika ary, aza diso anjara fa dieny izao dia manaova commande, mba manaraha ny fiovàna fa sao ilaozan'ny toetr'andro eo e!

18/12/2015

Address

Lot II H 12 WAA Ankadindramamy
Antananarivo
CP101

Telephone

0328674602

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sac papier posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share