Zhong Ma Antananarivo

Zhong Ma Antananarivo Mivarotra bal kiraro maro isan-karazany
Aza misalasala mandefa hafatra avy hatrany raha misy mahaliana anao😊

Alerte Promotion❗❗En promo ny mĂȘle an-jaza amin'izaoIzay ahitana karazana kiraro sy kapa an'ankizy maro mifangaroBal 70 ...
24/06/2026

Alerte Promotion❗❗
En promo ny mĂȘle an-jaza amin'izao
Izay ahitana karazana kiraro sy kapa an'ankizy maro mifangaro
Bal 70 paires be izao ny ao anatiny
Izay amin'ny vidiny 180.000 arđŸ˜±đŸ˜±
Raha toa ka 220.000 ar izy teo aloha
Manasa anao andefa hafatra miafina na miantso avy hatrany ny laharana:
037 79 298 11
Toerana Manjakaray ampitan'ny Pharmacie de Manjakaray â˜ș

Mankasitraka hatrany!!

Salama ry namana isanyđŸ‘‹â€ïžMbola misy maro azo isafidianana Ny karazana balles ato amintsika ahh😊👋-mĂȘle Ndehibe 45paires-m...
14/04/2026

Salama ry namana isanyđŸ‘‹â€ïž
Mbola misy maro azo isafidianana Ny karazana balles ato amintsika ahh😊👋
-mĂȘle Ndehibe 45paires
-mĂȘle njaza 70paires
-tennis spécial andehilahy 35paires
-tennis spécial ambevavy 40paires
-Kito njaza 65paires
-Kito mbevavy 60paires
-plateforme ranoray 60paires
-tallon ranoray 50 paires
-mĂȘle mbevavy 60paires(ballerines,tallon,plateforme mifangaro ao)
-crocs ranoray 50paires
-botte mbevavy 30paires
✅Aza misalasala manantona mivantana ety ampitan’ny pharmacie de Manjakaray, n’a miantso ny 0377929811☎đŸ“Č

Salama daholo tompokođŸ™đŸ˜œEfa tonga ndray n’y arrivages ntsika aann-spĂ©cial tennis mbehivavy 40paires-Kito Ndehilahy ranora...
23/03/2026

Salama daholo tompokođŸ™đŸ˜œ
Efa tonga ndray n’y arrivages ntsika aann
-spécial tennis mbehivavy 40paires
-Kito Ndehilahy ranoray 40paires
-Kito njaza ranoray 60 paires
-Kito mbevavy ranoray 60paires
-mĂȘle Ndehibe 45paires
-mĂȘle njaza 70paires
-crocs kapan’orana 50paires
-plateformes ranoray 60paires
-mĂȘle mbevavy (balerine,tallon,plateforme mitambatra ao) 60 paires
-talons ranoray 50paires
❌midira mp avy hatrany raha liana ianareo na Antsoy n’y laharana 0377929811â€ïžâ€đŸ”„

Partage svp🛑
20/03/2026

Partage svp🛑

Retou ndray le echantillons botte zareo aaah❀❌Mbola maro azo isafidianana ny balles kiraro ato amnay fa aza misalasala ...
25/02/2026

Retou ndray le echantillons botte zareo aaah❀❌
Mbola maro azo isafidianana ny balles kiraro ato amnay fa aza misalasala miditra mp na miantso
0377929811
Na manantona mivantana ety manjakaray
En face pharmacie de Manjakaray mintsy â€ïžâ€đŸ”„

Salama daholo tompokođŸ™đŸ˜œEfa tonga ndray n’y arrivages ntsika aann-special tennis ndehilahy 35paires-spĂ©cial tennis mbehiv...
13/02/2026

Salama daholo tompokođŸ™đŸ˜œ
Efa tonga ndray n’y arrivages ntsika aann
-special tennis ndehilahy 35paires
-spécial tennis mbehivavy 40paires
-converse ranoray 50paires
-Kito Ndehilahy ranoray 40paires
-Kito njaza ranoray 60 paires
-Kito mbevavy ranoray 60paires
-mĂȘle Ndehibe 45paires
-mĂȘle njaza 70paires
-crocs kapan’orana 50paires
❌midira mp avy hatrany raha liana ianareo na Antsoy n’y laharana 0377929811â€ïžâ€đŸ”„

Nahatonga arrivage  mĂȘle njaza 70 paires sy Kito njaza ranoray ndray isika ato annâ€ïžđŸ„° prix tsy miova fa mbola Mora be ha...
21/01/2026

Nahatonga arrivage mĂȘle njaza 70 paires sy Kito njaza ranoray ndray isika ato annâ€ïžđŸ„° prix tsy miova fa mbola Mora be hatranyđŸ«¶
Mbola misy maro azo isafidianana ihany koa ato
Ka Antsoy ny numéro 0377929811
Na manantona mivantana ety manjakaray❀
En face ny pharmacie de Manjakaray mintsy

Ho anareo nangataka echantillons anle botte 30 pairesđŸ„°Otrzao ilay ao anatiny
12/01/2026

Ho anareo nangataka echantillons anle botte 30 pairesđŸ„°
Otrzao ilay ao anatiny

25/12/2025

Joyeux NoĂ«l Ă  tousđŸŽ„âœšâ€ïž

22/12/2025

Mirary herinandro feno fitahiana ho antsika rehetraâœšđŸ™đŸŸ
Aza adino fa mbola mora isan-karazany ny ball kiraro ato aminayâ˜ș

Address

Manjakaray
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zhong Ma Antananarivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share