MotoZone

MotoZone Bienvenue chez MotoZone Talatamaty, votre référence pour l'achat de scooters d'occasion de qualité à Antananarivo et dans tout Madagascar.

Nous proposons une sélection rigoureuse de deux-roues, fiables et prêts à prendre la route.

Salama daoloTonga ndray ary n arrivage Suzuki 125 bonoc tonga de misoratra aminao➡️Odo 19 ### km➡️5 vitesse➡️Moteur mang...
04/08/2025

Salama daolo
Tonga ndray ary n arrivage Suzuki 125 bonoc tonga de misoratra aminao
➡️Odo 19 ### km
➡️5 vitesse
➡️Moteur mangina loatra
➡️Tsisy devoire
➡️Tonga de afaka milavalava
Koa raha Mahaliana anao ary de midira mp na miantso
☎️038 68 980 80

yamaha cygnus phase 4 bonoc mbol ts niasa teto efa misy baterie amidytonga de misoratra aminaotsy de ho lava resaka fa a...
27/07/2025

yamaha cygnus phase 4 bonoc mbol ts niasa teto efa misy baterie amidy
tonga de misoratra aminao
tsy de ho lava resaka fa aleo n sary no hilaza azy
ny moteur tonga de mangina be
midira mp na tonga de miantso
mandefa any am faritra
038 63 980 80

salama daoloyamaha cygnus phase 3 bonoc amidymandefa any am faritra iany koa izahaymoteur mangina beefa misy baterietong...
27/07/2025

salama daolo
yamaha cygnus phase 3 bonoc amidy
mandefa any am faritra iany koa izahay
moteur mangina be
efa misy baterie
tonga de afaka milavalava
mp na tonga de miantso ary
038 63 980 80

salama daolo ary ry namana isany  alefao ary mp na tonga de miantso fa alefa daolo reo038 63 980 80
26/07/2025

salama daolo ary ry namana isany alefao ary mp na tonga de miantso fa alefa daolo reo
038 63 980 80

Salama Boss!Diso fito, Iza no tsara❤️
22/07/2025

Salama Boss!
Diso fito, Iza no tsara❤️

Salama tompoko mandalo ndray ny tsara koa aza tara aryYamaha cygnus phase 4 matsiro loatra🔥🔥🔥✅moteur mangina loatra✅équi...
20/07/2025

Salama tompoko
mandalo ndray ny tsara koa aza tara ary
Yamaha cygnus phase 4 matsiro loatra🔥🔥🔥
✅moteur mangina loatra
✅équipement mande daholo
✅tableau 0 check
✅57### au compteur
✅loko matsiro be
✅pneu avant arrière gomme
✅efa misy tapis alu aviany
✅Mbola BL io
👏efa misy baterie
👏efa vita vidange shell
👏efa misy rétroviseur
👍Papier misoratra aminao
ko inona ndray no iandrasana ary fa Tonga de miditra mp na miantso ary
☎️038 63 980 80
☎️034 50 791 49

20/07/2025
20/07/2025

Send a message to learn more

Salama daolo ito ary ilay tena raitra✅Yamaha cygnus phase 4 bonoc vo 2 semaine✅Etat impeccables ✅Carénage mikatona be ✅E...
18/07/2025

Salama daolo ito ary ilay tena raitra
✅Yamaha cygnus phase 4 bonoc vo 2 semaine
✅Etat impeccables
✅Carénage mikatona be
✅Equipement mande daolo
✅Jiro mazava be
✅Moteur 0 bruit mbol ts mafantatra clé
✅0 check
✅Velona 1/4 de tour
✅Tableaux mazava loatra
✅kilométrage 57###
✅prix nefa amin'ny antonony tsy mahafaty anao
Ko inona ary ny iandrasana tonga de midira mp na miantso avy atrany so tara
038 63 980 80
034 50 791 49

17/07/2025

Fifampizarana kely ho antsika rehetra
aza adino ny manaraka ny pejy

Address

Talatamaty
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MotoZone posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category