25/01/2026
Mitady huile tena huile d’olive, azo antoka, tsy misy soja, ary mety tsara ho an’ny sakafo andavanandro ve ianao ❓
👉 Huile d’Olive Grecque HERMES – 1 Litre no safidy tsara indrindra.
🔎 INONA MARINA NO AO ANATINY ?
✔️ Mélange huile d’olive raffinée + huile d’olive vierge
✔️ Avy amin’ny olive tena izy (Grèce 🇬🇷)
✔️ Tsy misy soja, tsy misy sucre, tsy misy sel
✔️ Voamarina amin’ny étiquetage nutritionnel officiel
🍳 NAHOANA IZY NO TSARA AMIN’NY MAHANDRO ?
✔️ Mahazaka hafanana avo
✔️ Tsy mora may
✔️ Tsy manova tsiro ny sakafo
✔️ Mety amin’ny friture, cuisson, sauté
✔️ Tena tian’ny tokantrano sy mpandraharaha restauration
❤️ LAFINY FAHASALAMANA
✔️ Manankarena acides gras mono-insaturés
✔️ Manampy miaro ny fo
✔️ Tsiro malefaka – mety ho an’ny ankizy sy olon-dehibe
⚠️ Fanazavana mangarahara
Tsy extra vierge izy io fa huile d’olive de cuisine, ka tsara kokoa ho an’ny mahandro noho ny salady mangatsiaka.
💰 PRIX PROMO
🎯 38.000 Ar
au lieu de 45.000 Ar
📍 Disponible à Antananarivo
📦 Stock très limité – mbola mandray commande izahay
📞 Contact immédiat
☎️ 037 77 050 55
☎️ 034 44 645 83
🫒 Kalitao aloha, vao varotra
👉 Mividia dieny mbola misy