Centre Technique Saint Joseph Madagascar

Centre Technique Saint Joseph Madagascar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Centre Technique Saint Joseph Madagascar, Business Center, Botoana Sabotsy Namenahana, Antananarivo.

🇲🇬 CENTRE TECHNIQUE SAINT JOSEPH 🇲🇬‼️ FIOFANANA MAIMAIMPOANA FANAMBOARANA TRANO SY NY TONTOLONY ‼️IRETO AVY NO HIANARANA...
16/07/2025

🇲🇬 CENTRE TECHNIQUE SAINT JOSEPH 🇲🇬

‼️ FIOFANANA MAIMAIMPOANA FANAMBOARANA TRANO SY NY TONTOLONY ‼️

IRETO AVY NO HIANARANA:
👉 THÉORIE : Dessin technique - technologie - Devis
👉 PRATIQUE : Maçonnerie - Coffrage - Ferraillage - Peinture

FEPETRA MPIANATRA RAISINA:
👉 17 Taona miakatra ( lehilahy na vehivavy)
👉 Salama tsara ara-batana sy ara-tsaina
👉 VONONA SY MAZOTO HIANATRA TSARA

12 Volana ny faharetan'ny fianarana ( Alatsinaina ka hatramin'ny zoma ny mianatra)

👉 Manao stage sy ampidirina miasa @ orinasa rehefa vita FIOFANANA.

ANTSOY NY 038 54 795 08 izay vonona ‼️

❤️ ILAZAO IREO TANORA FANTATRAO FA MILA FANAMPIANA @ SEHATRY NY ASA❤️

❤️ NDAO HIFANASOA ISIKA MALAGASY 🇲🇬

Toeram-pianarana : SABOTSY NAMEHANA

Address

Botoana Sabotsy Namenahana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Centre Technique Saint Joseph Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share