22/04/2026
Ny tanjonay tsy hoe hanome certificat fotsiny,
fa hanampy anao hahazo ASA.
Mitady centre de formation ve ianao?
Aza misafidy araka ny vidiny.
Misafidiana araka ny vokatra.
Eto aminay, tsy formation “théorie” fotsiny no omena anao.
👉 Ampiofaninay amin’ny pratique tena izy ianao
👉 Omena simulation sy coaching personnalisé
👉 Ary omaninay ho VONONA hiditra miasa
Na ianao mbola débutant tanteraka, aza matahotra!
Manomboka amin’ny zéro izahay fa mitondra anao hatramin’ny asa.
Raha tena te hiasa amin’ny call center ianao,
👉 misafidiana centre izay manampy anao tena hatafiditra anao
hiasa.
Mbola hisalasala ihany ve ?
Fiofanana karazany 3 no atolotray ho anao amin'ny saram- pianarana tokana ihany
1️⃣Formation call Center :
Hampianatra anao sady hanoro anao izahay na dia mbola
débutants aza ianao
2 cours de français
2️⃣ Cours de français ( français de base)
Gasy no hampianatra anao😊
3️⃣ Cours de français :
Hamolaka anao hiteny !
❗Pratique : 100 %❗
durée : 2 semaines ( 3h 30mn / J )😱
Toerana tena voafetra
Misoratà anarana fa efa vitsy kely sisa ny toerana malalaka
Centre de Formation M.G.U 67Ha