15/09/2025
Misaotra antsika rehetra fa efa hita soamantsara i RANDRIATSIHOADINOANA Fanomezantsoa Lanjaniaina tamin'ny 12/09/25 tamin'ny 04 ora hariva ary salama tsara izy.Izy ity ilay zaza very nanaovana filazana farany teo ary efa lasan'ny Ray aman-dReniny izy ankehitriny.
Mankasitraka indrindra tompoko!