25/06/2026
๐คโ๐๐ข๐ฅ๐๐ณ๐ ๐ก๐จ ๐ฏ๐จ๐๐ซ๐จ๐๐ค๐ ๐ญ๐๐จ ๐๐ง๐๐ญ๐ฒ ๐๐ข๐๐ซ๐๐ฆ๐๐ง๐ข๐๐ข๐ง๐ ๐ง๐จ๐ก๐จ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐๐ง๐๐ง๐ฒ ๐ง๐จ๐ง๐จ ๐๐ซ๐ญ๐ข๐๐ข๐๐ข๐๐ฅ ๐๐ ๐ค๐ ๐ข ๐๐๐ซ๐ฒ ๐๐๐ ๐๐ก๐๐ฅ๐๐ง๐
Ilay maodely Kanadiana fantatra amin'ny anarana hoe Mary Magdalene na 1800leavemaryalone dia nilaza fa voatery niala tamin'ny sidina an'ny American Airlines avy any Toronto ho any tamin'ny taona 2022, na dia efa nandoa tapakila mitentina 5.000 dolara aza. Araka ny nambarany, ny bika aman'endriny sy ny vatany novaina tamin'ny alalan'ny fandidiana estetika maro no tena antony nanesorana azy tao anaty fiaramanidina.
๐ฅEfa nandany maherin'ny 150.000 dolara tamin'ireo fanovana ireo izy. Etsy ankilany, nanazava kosa ny zotram-piaramanidina fa noho izy nitondra รฉcouteur ka tsy namaly ny toromarika momba ny fiarovana nomen'ny mpiasan'ny no anton'ny fanesorana azy. Niteraka adihevitra momba ny mety ho fanavakavahana sy ny fanajana ny fepetra fiarovana ity tranga ity.
๐๐ด๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐, ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐!!