Cœur Ouvert

Cœur Ouvert Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Cœur Ouvert, Business Center, Antananarivo.

⚫Pejy natokana ifanampiana sy fitadiavana asa/varotra/fanolorana Karazana tolotr'asa maro na eto an-toerana na ivelan'i Madagasikara.
⚫ Torohevitra Maro hanatsarana fiainana
⚫Fanabeazana
⬜Asa, torohevitra, varotra… zava-rehetra ho an’ny fandrosoana.

14/01/2026

🔴Mitady Lehilahy hanao asa rehetra kilasy mody mipetraka Anosy Avaratra, Sabotsy Namehana 28 à 38ans karama 250.000ar ☎️0347006905

14/01/2026

🔴Mitady femme de ménage kilasy mody manodidina Ankorondrano, Ivandry, Soavimasoandro ,Alarobia,Analamahitsy, manana bacc na Niveau Terminal 25 à 40ans karama 300.000ar hatramin'ny 350.000ar ☎️0387256759

14/01/2026

🔴Mitady femme de ménage Sady nounou kilasy mandry 20 a 30ans Mbola TSY niteraka mahafehy français tsy miasa weekend, amin'ny vazaha
Karama 300.000ar ☎️0387256759

14/01/2026

🔴Mitady Nounou kilasy mandry Efa zatra asa hitaiza Zaza 3mois, afaka mifoha alina, sortie par mois, karama 300.000ar ☎️0347006905

14/01/2026

🔴Mitady Femme de ménage Sady cuisinière européenne kilasy mody mipetraka manodidina Pullman/ de Analamahintsy Français exigé karama 400.000ar
Entohana ny Sakafo
Asa amin'ny vazaha
☎️ 0339441941
☎️ 0347006905

14/01/2026

🔴Mitady Chauffeur kilasy mody mipetraka manodidina Ivandry, Analamahitsy, Alarobia, Soavimasoandro. Lundi au vendredi 18h à 21h, samedi 9h à 11h karama 300.000ar ☎️0347006905

14/01/2026

Mitady FEMME DE MÉNAGE kilasy mandry hiasa tokana, 20 a 30ans , mahay français/ Anglais, Karama 250.000ar 0387256759

14/01/2026

🔴Mitady nounou kilasy mandry hitaiza zaza kambana 2 ans 38 a 43 ans mahay français sortie par mois karama 300.000ar ☎️0387256759

Pejy vaovao be natokana ho antsika mitady asa ivelany na eto an-toerana,na ho anao mila torohevitra,na mila fanampiana,m...
26/10/2025

Pejy vaovao be natokana ho antsika mitady asa ivelany na eto an-toerana,na ho anao mila torohevitra,na mila fanampiana,mizara fanabeazana sy fahaiza-miaina ihany koa, natokana ho anao ny pejy ka noho izany zarao raha tianao fa mety ahasoa anao.....sns

🤎Aidons,💚partageons,💜avançons
🌺ensemble🤗

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cœur Ouvert posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share