03/11/2025
đź§± Amidy BRIQUE tsara kalitao !
Mitady brique matanjaka sy tsara endrika hanaovana trano ve ianao?
Aza mitady lavitra intsony ! Eto amintsika dia misy brique vita tsara, maharitra ary amin’ny vidiny mirary 💪
🚛 Afaka manao transport izahay hatrany amin’ny toerana misy anao — tsy manahirana mihitsy !
📍Mifandraisa aminay izao raha mila fanazavana fanampiny na te hanao commande.
📞 038 15 107 73
đź’¬ Alefaso hafatra dia hamaly haingana izahay !
👉 “Brique tsara – Trano maharitra !”