T-Gest Academy

T-Gest Academy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from T-Gest Academy, Business Center, Itaosy City, Antananarivo.

MANIRY  HO LASA COMPTABLE VE IANAO❓Hizara secret tsotra be mahakasika ny Comptabilité aminao aho. 🔴Inona marina mo no at...
16/10/2025

MANIRY HO LASA COMPTABLE VE IANAO❓

Hizara secret tsotra be mahakasika ny Comptabilité aminao aho.

🔴Inona marina mo no atao hoe Comptabilité génerale 🇲🇬 ?

Ny Comptabilité dia toy ny carnet de bord izay hahafahan'ny Orinasa manoratra izay azony rehetra sy izay fandanina rehetra ataony.

Noho izy dia, afaka manao suivi ny vola miditra sy mivoaka mba hahafahan'ny Orinasa mahalala raha nahazo tombony izy na fatiantoka.

⚓ Inona no tanjona Amin'ny Comptabilité?

🔸Hafantarana hoe otrinona ny vola azony ( Les recettes)

🔸 Hafantarana hoe otrinona ny vola nolaniany ( Les dépenses)

🔸 Hafantarana ny Resultat : Benefice vé sa perte ?

🔸 Manampy Amin'ny fandraisana décision tsara ihany koa ( investir, embaucher, réduire Des coûts ...)

🔸 Hahafahana mi-déclarer impôts ihany koa ary haseo ireo partenaires financiers hoe milamina tsara ny zava-drehetra.

Ohatra : Imaginen-tsika hoe T-Gest Academy
Dia enterprise izay manolotra formation en Gestion et Comptabilité.

Ny zavatra ho soratany ao Amin'ny Comptabilité :

Ohatra : misy mpianatra 10 (folo) , 100.000 Ar ny frais de formation. Izany hoe 1.000.000 Ar izany no recettes azony.

Numero de compte: 705 ( Vente d'etude)

🔸Dépenses :
Salairen'ny foemateur : 300.000 Ar
Achat de matériel: 100.000 Ar
Location de salle : 200.000 Ar
Frais internet : 50.000 Ar

Fa maninona no tena important io?

Rehefa farany volana dia tsy maintsy manao tatitra ny Comptable hoe Nahazo tombony Isika na perte.

Ary manampy Amin'ny fandraisana décision tsara izany, hanohy hi investir Amin'ny formation vé sa hijery todika kely ireo dépenses be ireo ?

🇲🇬

Address

Itaosy City
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when T-Gest Academy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share