𝙳𝙰𝙢'π™°πš„πšπ™° - πš…πš’πšπšŠ π™ΌπšŠπš•πšŠπšπšŠπšœπš’

  • Home
  • Madagascar
  • Antananarivo
  • 𝙳𝙰𝙢'π™°πš„πšπ™° - πš…πš’πšπšŠ π™ΌπšŠπš•πšŠπšπšŠπšœπš’

𝙳𝙰𝙢'π™°πš„πšπ™° - πš…πš’πšπšŠ π™ΌπšŠπš•πšŠπšπšŠπšœπš’ VITA MALAGASY πŸ‡²πŸ‡¬ sy AVY ANY IVELANY ✈️
DÉTAIL/GROS
Style β€’ QualitΓ© β€’ AccessibilitΓ©

15/05/2026

KAY KOSA IZANY "JOGGING LARGE" EEEEE 🀩 - couleur JAUNE CITRON PASTEL
Disponible en taille S Γ  XL πŸ“©
(Ilay pataloha ihany no amidy)

πŸ“ž0327235144

15/05/2026

"RIRININA" 🀩 Sady mafana no stylée
JOGGING LARGE - bleu ardoise (ilay pataloha ihany no amidy)
Disponible en taille S Γ  XL πŸ“©

πŸ“ž0327235144

Ho ataontsika mahafinaritra ity herinandro ity πŸ™‚Soava daholo 🫰
11/05/2026

Ho ataontsika mahafinaritra ity herinandro ity πŸ™‚

Soava daholo 🫰

07/05/2026

Izay mahafantatra ny vokatra ho avy amin'ny erinandro ambony dia hotoloranay fanomezana "surprise" 🎁
Indice : TSY ENSEMBLE 😁

Soava daholo 🫰

03/05/2026

Andao hiakanjo 𝙳𝙰𝙢'π™°πš„πšπ™° - πš…πš’πšπšŠ π™ΌπšŠπš•πšŠπšπšŠπšœπš’ 🫰
Modely noforoninay mihitsy izy ity, collection "NY AVO"
Afaka jifainao dieny izao amin'ny vidiny 40 000Ariary monja - EN LIN !

πŸ“ž032 72 351 44

✨VOLANA VAOVAO✨ Hametraka tanjona fohy ezaka isika πŸ™‚TANJONA : HAHATRATRA 1K abonnΓ©s FANOMEZANA : Gilet en LIN - bleu nui...
01/05/2026

✨VOLANA VAOVAO✨ Hametraka tanjona fohy ezaka isika πŸ™‚
TANJONA : HAHATRATRA 1K abonnΓ©s
FANOMEZANA : Gilet en LIN - bleu nuit
Izay manao "partage" sy "mention" betsaka indrindra no hosarihana rehefa tratra ny tanjona !

RAIKITRA ?
Soava daholo 🫰

30/04/2026

HO ANAO ITY ! ⚠️ STOCK LIMITΓ‰ ⚠️
Ensemble Classy ✨ (Dispo en M et L)
40 000Ariary
πŸ‡²πŸ‡¬

πŸ“ž032 72 351 44

Izao foana no akanjo tonga ao an-tsain'ny maro an'isa vao hoe CONFECTION MALAGASY 😩 INONA AVY IREO ANTONY HOY IANAO ? πŸ’¬I...
29/04/2026

Izao foana no akanjo tonga ao an-tsain'ny maro an'isa vao hoe CONFECTION MALAGASY 😩 INONA AVY IREO ANTONY HOY IANAO ? πŸ’¬
Izahay eto amin'ny 𝙳𝙰𝙢'π™°πš„πšπ™° - πš…πš’πšπšŠ π™ΌπšŠπš•πšŠπšπšŠπšœπš’ dia manana tanjona ny hamerenana ny HASIN'NY ZAITRA VITA MALAGASY πŸ‡²πŸ‡¬ izay tsy mena-mitaha amin'ny an'ny hafa velively !

Soava daholo 🫰

Iza no haka azy ? 🀩 Ireto sisa tavela sady iray isaky ny modèle ihany koa sisa. Pointure 36 ilay bleu, ilay beige 39 (me...
11/04/2026

Iza no haka azy ? 🀩 Ireto sisa tavela sady iray isaky ny modΓ¨le ihany koa sisa. Pointure 36 ilay bleu, ilay beige 39 (mety amin'ny 38) πŸ‘Œ
Alefaso ny Mp ary πŸ™‚

πŸ“ž032 72 351 44

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝙳𝙰𝙢'π™°πš„πšπ™° - πš…πš’πšπšŠ π™ΌπšŠπš•πšŠπšπšŠπšœπš’ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share