Akim ZMrc Offisialy

Akim ZMrc Offisialy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Akim ZMrc Offisialy, Business Center, Antananarivo 102, Antananarivo.

23/02/2026

Namorona an'i Adama sy Eva
(Avy @ vovoka)
Mamorona an'i Jesosy
Mila mdevièrge olona .

23/02/2026

Salama aby,

Moa mba firifiry amin-tsika no mbola mampiasa ny (Afindrafindrao) ho fanokafana(Ouverture) amin'ny fety?.
Na koa famaranana(Fermeture).
Indrisy fa toa vitsy sisa ary miha- very ilay Kolon-tsaina sy Kanto Malagasy🥺.
Fa maninona isika no miezaka manadino ny Soatoavina maha izy antsika?
Maninona isika no miezaka maka tahaka ny an'ny hafa ka manao valalan'Amboa ny an'ny tena?
Tadidio anefa fa ireo olona halain-tsika tahaka ireo dia manandratra ny azy ary manely ny Kolon-tsainy manerana izao tontolo izao.
Moa mba toizny ve isika?
Teny hatsipy hoan'ny manam-panahy.

Asehoy ny maha izy anao satria tsy mena-mitaha ary tsy manam-paharoa✊.

Itony koa sao hadino ny manala azy aaaa
19/02/2026

Itony koa sao hadino ny manala azy aaaa

Merci Airtel🍻Zakanay foana na 1h aza
09/02/2026

Merci Airtel🍻
Zakanay foana na 1h aza

🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣
19/01/2026

🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣

18/01/2026

Hita be hoe efa vita resaka 🥴🥴

Ry Malagasy havako,Aza hodian-tsy hita ny rà nalatsaky ny Malagasy razambe anao ,☝️  Niady mafy izy ary nanao ny ainy ts...
18/01/2026

Ry Malagasy havako,

Aza hodian-tsy hita ny rà nalatsaky ny Malagasy razambe anao ,☝️
Niady mafy izy ary nanao ny ainy tsy ho zavatra mba hiadanan'ny taranany😌, kanefa indrisy.

Toa rano natoraka andamosin'gana izany fa na ny fanonoana sy fanajana ny hatao hoe Razana aza toa lasa fahotana ankehitriny satria efa voazanaka ara-tsaina ny Malagasy.
Na ny hamono lamba anareo Razany aza tsy hataony satria efa devoly ny ao ambany Rangolahy ao.
Tsy fitahiana hoazy ireo ny namelanareo ity Madagasikara malalantsika ity, fa aminy dia ny Andriamanitr'Israely no mitahy azy.
Tsy tsapany na niniany tsy fantarina ny Rà nalatsakareo olona aman'ampitr'isany fa ila ràn'ilay nananto-tena teo @ hazo fijaliana izay tsy fantany akory ny fisiany ary tsitany maso no manan-danja aminy 🥺.

Toa lasa fatram-panenjika ny fomba sy kolon-tsaina izay navelanareo aza no himatesany.

Raha manome haja hoanareo dia mpanompo sampy aminy.
Malaelo anao aho ry tanindrazako😥.

Mifohaza ry Malagasy ✊✊✊

Address

Antananarivo 102
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Akim ZMrc Offisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share