Ticket Wifi Pro

Ticket Wifi Pro Wifi zone , partage wifi
Manasa anao i_suivre ny page 😁

Mitohy fona ny partage connexion atsika 😉Ny Wifi zone misokatra manomboka @ ern'andro.aza misalasala miantso ny 03426056...
08/03/2026

Mitohy fona ny partage connexion atsika 😉
Ny Wifi zone misokatra manomboka @ ern'andro.
aza misalasala miantso ny 0342605609

Installation wifi ambanilalana terminé 😉tsy voatery atao avo be raha misy étage ny tranonaocapteur tsy maintsy marque : ...
22/02/2026

Installation wifi ambanilalana terminé 😉
tsy voatery atao avo be raha misy étage ny tranonao
capteur tsy maintsy marque : tplink 610 na 710 , ubiquiti M5 , mikrotik sxt lite5

miomakomana daholo ny vague manaraka fa efa tonga ny Renfort mini 😉Renfort fotsiny io fa tsy hoe io ny source atsika😅Ive...
11/02/2026

miomakomana daholo ny vague manaraka fa efa tonga ny Renfort mini 😉
Renfort fotsiny io fa tsy hoe io ny source atsika😅
Iverina isokatra ny wifizone afaka 1mois , ary ny partage wifi itaosy mitohy

Raha mila confort dia maka wifi aty aminay makany atranonao 😉Raha tsy ampy budget dia tongava aty miconect fa efa natao ...
04/01/2026

Raha mila confort dia maka wifi aty aminay makany atranonao 😉
Raha tsy ampy budget dia tongava aty miconect fa efa natao mora
Lieux: arret bus betavoangy ambony

2 sisa ny dispo @'le fitaovana mora ( raha akaiky anay ianao na mahatazana ny antenne anay )Ny connexion ato aminay 24/7...
03/01/2026

2 sisa ny dispo @'le fitaovana mora ( raha akaiky anay ianao na mahatazana ny antenne anay )
Ny connexion ato aminay 24/7. illimité, sans engagement

Ho anareo te aka Partage nefa kely2 budget Manana avantage kokoa ianareo manana trano misy etage na terasse am'ty offre ...
28/12/2025

Ho anareo te aka Partage nefa kely2 budget
Manana avantage kokoa ianareo manana trano misy etage na terasse am'ty offre ty

eto apamafana ticket no mahita hoe zao no lan'zalah ao anatin'ny 1h 🥴, Marina hoe 500ar/h fa limite ihany ny place ato a...
24/12/2025

eto apamafana ticket no mahita hoe zao no lan'zalah ao anatin'ny 1h 🥴, Marina hoe 500ar/h fa limite ihany ny place ato aminay fa tsisy mahazo mitsangana 😂
Misokatra fona tsika e 😉

Mbola mitohy ny Partage Wifi itaosy ( illimité et sans engagement )N.B : Mila manana capteur wifi ( tsy mety ny Tenda )c...
20/12/2025

Mbola mitohy ny Partage Wifi itaosy ( illimité et sans engagement )
N.B : Mila manana capteur wifi ( tsy mety ny Tenda )
contact : 0342604509

Atodio aty behenjy itaosy ny capteur na makalesa eo andavarangana jereo ny telephone fa efa mandeha any ilay wifi.client...
19/12/2025

Atodio aty behenjy itaosy ny capteur na makalesa eo andavarangana jereo ny telephone fa efa mandeha any ilay wifi.
client 1 isaky ny wifi 1 reo dia izay tafiditra mialoha

Jereo ny phone na capteur 5G anareo rampitso sao mahita io wifi iopartie ( betavoangy, poste, dalle, cite , ambohidahy, ...
18/12/2025

Jereo ny phone na capteur 5G anareo rampitso sao mahita io wifi io
partie ( betavoangy, poste, dalle, cite , ambohidahy, ambanilalana, ambaniala , ... )
Izay olona 2 tsara vitana no tafiditra 😉

Toerana misy anay itaosy arret bus sampanan'ny behenjy , ao @ 2em etage 0342605609
15/12/2025

Toerana misy anay
itaosy arret bus sampanan'ny behenjy , ao @ 2em etage
0342605609

500ar par heur , 2.000ar journée 😉Tongava miconect fa calme tsara ny toerana
10/12/2025

500ar par heur , 2.000ar journée 😉
Tongava miconect fa calme tsara ny toerana

Address

Itaosy Betavoangy Ambony
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00
Sunday 08:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ticket Wifi Pro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share