SA FI DI KO

SA FI DI KO Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SA FI DI KO, Business Center, MANJAKANDRİANA, Antananarivo.

04/03/2026

Ady anie io fiainana io e! Safidy SY Ezaka ny fandresana

02/03/2026

Isika ihany no misafidy ny faharesena matetika,mila tadiavina io fandresana io tsy tonga ho azy akory.


SAFIDIKO NY HANDRESY!
Sahia ary mifidy fandresena

mba nanandrana hay kay tena marikivy be ilay izy, fa na izany aza tsara ihany ka
17/01/2026

mba nanandrana hay kay tena marikivy be ilay izy, fa na izany aza tsara ihany ka

SA FI DY mitaky asa ny fandresana sy ny fahombiazana!
16/01/2026

SA FI DY mitaky asa ny fandresana sy ny fahombiazana!

13/01/2026

safidy ny fiainana, ianao ihany no afaka mitondra anao any@fahombiazana @

Simba daholo ny entana fa be loatra lay orana
04/01/2026

Simba daholo ny entana fa be loatra lay orana

01/01/2026

Arabaina daholo ry akama fa nahatratra ny taona 2026 a! mirary indrindra e

29/12/2025

Address

MANJAKANDRİANA
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SA FI DI KO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share