09/06/2026
Salama tompoko,, izahay dia mikarakara sakafo ho anareo .
Madio ,, Milamina ary indrindra dia Matsiroooo 🙄✨🍝
Manao livraison Tana ,, inbox 😊 mandray commande izay tianareo ( selon votre goût )
Aza misalasala mandefa mp rah misy fanontaniana.
Food is love ❤️