08/01/2026
♥️ Serviette Hygiénique longrich ♥️
Maro n'y mampiavaka ny serviette longrich fa tena mampiavaka azy Ah dia ny fisiany Bande Verte izay manampy ny vehivavy na lehilahy mañana anireto olana ireto.
🩸 Mitroka ny loto rehetra.
🩸Misi sosona valo bé izao.
🩸Miraikitra tsara na dia tratriny hatsembohana azy.
🩸 Mitroka tsara ny hamandoana.
🩸 Manampy ny vehivavy mañana olana bolana toiny cycle mikorotana,manala fanaintainana,perts blanches....
🧑💼Izy iany koa dia manampy ny lehilahy resaka prostate.
Misy karazany 3ny serviette :Mini,jour,nuit
Nb:Tsy azo ampiasainy vehivavy bevoka.
📞038 68 236 91📞
Livraison gratuite Antananarivo.