21/05/2026
🚨ARRIVAGE🚨MANARAKA🔔🔔
ITY ILAY KALITAO BE MANARAKA ARYY HOAN’ILAY TSY MBOLA NAHAZO✨👌
Mbola manitra Bon occ be vao tonga🥵 VAO VELOMINA DIA HENONAO OE ZAY LEH MBOLA MANITRA BON OCC💨
☢️ RACING 150 KCC / Injection disque avant-arrière par 12
☢️ 1ER MAIN / BL Misoratra amin’izay maka azy
☢️ / 31*** km fotsiny tena mbola tanora dia tanora.
☢️ MOTEUR FADY CLES
☢️ Démarrage 1/4 de Tour/Afo kasika
☢️ 00 Bruit / 00 Check Faran’zay mitsaika👌
☢️ Moto tena mitsitsy
☢️ Boîte surprise fa tena manao ny moto🥵
☢️ Loko tena impeccable/ Tsisy manque na vice ray
☢️ Efa misy tapis
☢️ GESTION LFB6 d’origine 150 - Echap …
☢️ Manette Kit
☢️ PNEU AV/AR bon occ be manakaiky vaovao fa tena mbola maranitra 9,5/10
☢️ Seza bon occ tsisy rovitra/ Mbola misy tapis tsara
☢️ mandeha daholo
- Tour moteur 🏁
- Kilométrique 🏁
-Jauge Essence ⛽️
✅ 00 Devoir❌ Otran’ny mahazatra ty Boss aa🙏
Mitondra vola ny devoir dia mitondra mody
Hoeto meca sns … / mi test afa-po vao miala eo
🎁Cadeau : Batterie vaovao + Retro d’origine kymco ✨
HO ANAO IZAY HITAIZA IO MILA MOTO NGEZA NEFA KELY2 BUDGET/KANEFA MILA ZAVATRA AZO ANTOKA👌
💰Prix Mp📮 mifanaraka amin’ny état Moto
🙏