02/08/2026
✨ Elaela izay no tsy nifankahita tato amin'ny pejy Soa Mihamy... 🥰
Fa aza manahy e! Miverina indray izahay miaraka amin'ny arrivages tsara be sy vokatra vaovao izay azo antoka fa hahafinaritra anareo. 👜✨
📢 Miomàna fa ho avy tsy ho ela ny entana vaovao! Araho hatrany ny pejy Soa Mihamy mba tsy ho tara amin'ny arrivages sy ny tolotra manokana.
🙏 Misaotra anareo rehetra mbola manohana sy mahatoky anay. Hiverina miaraka amin'ny zava-baovao izahay! ❤️