Tia Vary Madio

Tia Vary Madio 🧺 RIZ PROPRE DE QUALITÉ 🇲🇬
Riz bien trié, propre et sans impuretés.

Idéal pour la consommation quotidienne et les familles.
✅ Bonne qualité
✅ Goût naturel
✅ Prix abordable
📍 Disponible localement
📞 Contactez-nous pour commander

Laoka sy vary 🙂 vs vary Sy laoka 🔥Inona no marina? Mazotoa homana 🥰 bonne soirée!
05/05/2026

Laoka sy vary 🙂 vs vary Sy laoka 🔥

Inona no marina?

Mazotoa homana 🥰 bonne soirée!

Salama e👋 inona ny laokanareo androany? Mba omeo sopapa fa indraindray anie tena tsy hita izay hatao e! Ity izao misy he...
28/04/2026

Salama e👋 inona ny laokanareo androany? Mba omeo sopapa fa indraindray anie tena tsy hita izay hatao e!

Ity izao misy hevitra iray, manara-molotra 🔥😍 matsiro an! Tena waouh ✅
Mazotoa mikarakara daholo ary e!

09/04/2026

Mahafinaritra ery ny mijery ilay Maitso mavana toy izao! 🤩
Efa masaka Ve ny varinareo?

Joyeuses Pâques à tous 🥳Ho aiza ianareo androany? Dia inona ny menu? Mba atoroy bon plan e! 🙂
06/04/2026

Joyeuses Pâques à tous 🥳

Ho aiza ianareo androany? Dia inona ny menu?
Mba atoroy bon plan e! 🙂

Miarahaba e! Ndao hitsimpona vary @ izao weekend izao 🙂 sa ve hoe Aleo maka aina!? Mino izahay fa tsy tia mitsako vato n...
28/03/2026

Miarahaba e! Ndao hitsimpona vary @ izao weekend izao 🙂 sa ve hoe Aleo maka aina!?
Mino izahay fa tsy tia mitsako vato na akotry na ilay fakofako ireny isika rehetra mpanaraka ny pejy ☺️ dia manolotra vahaolana izahay 🔥

Tsy miferotra aina intsony fa mihinana am-piadanana 😍 ary manampy vary 🫣

Vonona ve ianareo hanjifa vary madio?

Salama harivariva ô👋Efa mikarakara ve isika ao?Indro ary ny sopapa kely, iza no tia❓ Menu Malagasy ranoray😉Pirina&Vary s...
23/03/2026

Salama harivariva ô👋Efa mikarakara ve isika ao?
Indro ary ny sopapa kely, iza no tia❓ Menu Malagasy ranoray😉
Pirina&Vary samy gasy tsara🫣

Mazotoa mikarakara ary e🤗

Manasa hisakafo ô 😋Ianareo ve efa mba nieritreritra hoe ahoana tokoa raha tsy nisy vary foto-tsakafo❓Tena manahirana ang...
21/03/2026

Manasa hisakafo ô 😋
Ianareo ve efa mba nieritreritra hoe ahoana tokoa raha tsy nisy vary foto-tsakafo❓
Tena manahirana angamba‼️
Mifalia aloha fa rehefa kelikely eo dia ahazo vary ny vola 5Ar e😉

🥳 Lavalava ny weekend an🎊 Inona no sakafotsika androany? 🥳 ndao atao matsiro e!  Sa ahoana hoy ianareo!? 🔥👌 Asio vary ih...
20/03/2026

🥳 Lavalava ny weekend an🎊 Inona no sakafotsika androany? 🥳 ndao atao matsiro e!
Sa ahoana hoy ianareo!? 🔥
👌 Asio vary ihany aloha na izany aza fa gaga eo ny kankana hoe nakaiza ilay mahazatra 🫣😋
/

Elaela kely isika tsy tato ☺️ salama daholo ve? Raha ity no sakafo ho anao ny antoandro mety ampy hiatrehana ny tapakand...
18/03/2026

Elaela kely isika tsy tato ☺️ salama daholo ve?

Raha ity no sakafo ho anao ny antoandro mety ampy hiatrehana ny tapakandro hariva ? 🤔
Sa ve mitady goûter avy hatrany? 🤪
🔥 tena aleo vary ihany ka 🤩 hafa ihany ny mihinam-bary! 🥰

Salama e! Iza no tia ravitoto? 🥰Matetika rehefa hoe ravitoto no laoka dia atao matavitavy ny hena miaraka aminy 🫣 na kis...
14/03/2026

Salama e! Iza no tia ravitoto? 🥰

Matetika rehefa hoe ravitoto no laoka dia atao matavitavy ny hena miaraka aminy 🫣 na kisoa io na omby 👌
🔥 Fa misy koa hoe voanjo no ampiarahana aminy na koa coco 😍
Tsara daholo izany anie e! Inona no mahazatra anareo kokoa? 🤔

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tia Vary Madio posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share