HAD SABAR

HAD SABAR Vente En Ligne

19/05/2026
✨ PRODUITS BEAUTÉ & SOIN ✨💥 Manala vergeture💥 Manala volo💥 Manabe doudou💥 Manabe nono💥 Mampihena sy mampihitsy vatana🌿 V...
19/05/2026

✨ PRODUITS BEAUTÉ & SOIN ✨
💥 Manala vergeture
💥 Manala volo
💥 Manabe doudou
💥 Manabe nono
💥 Mampihena sy mampihitsy vatana
🌿 Vokatra 100% naturel
😍 Vokatra tena ankafizin’ny maro
📍Manao livraison TANA
🚚 Mandefa faritra
📞 Contact :
038 38 989 45
033 30 530 56
Aza tara fa efa maro no afa-po 💖

🎒 Sac à dos tendance sy matanjaka ✨💥 19 000 Ar ihany📏 Grande capacité – mety amin’ny école, travail ary voyage🔥 Araraoty...
18/05/2026

🎒 Sac à dos tendance sy matanjaka ✨
💥 19 000 Ar ihany
📏 Grande capacité – mety amin’ny école, travail ary voyage
🔥 Araraoty fa tena mora izao vidiny izao!
🚚 Manao livraison Tana sy mandefa faritra 📦
📞 Contact :
038 38 989 45
033 30 530 56

✨ DISAAR HAIR REMOVAL — Hoditra malama tsara! ✨Vahaolana haingana sy mahomby ho an'ny rehetra (misy Aloe Vera, Argan Oil...
17/05/2026

✨ DISAAR HAIR REMOVAL — Hoditra malama tsara! ✨

Vahaolana haingana sy mahomby ho an'ny rehetra (misy Aloe Vera, Argan Oil, sy Shea Butter) 🌱

💰 PRIX:

Cream: 10 000 Ar

Wax Strip: 11 000 Ar

🚚 Livraison TANA & Mandefa FARITRA
📞 Contact: 038 38 989 45 / Na mandefa MP mivantana.

🔥 HAD SABAR 🔥Vahaolana mahery hiadiana amin’ny VERGETURE ✨✔ Manampy mampihena vergeture✔ Mampalefaka sy manatsara ny hod...
07/05/2026

🔥 HAD SABAR 🔥
Vahaolana mahery hiadiana amin’ny VERGETURE ✨
✔ Manampy mampihena vergeture
✔ Mampalefaka sy manatsara ny hoditra
✔ Mora ampiasaina isan’andro
✔ Mahatonga ny hoditra ho tsara sy milamina
📌 Fampiasana azy :
Hosory amin’ny faritra misy vergeture maraina sy hariva dia atao massage malefaka mandritra ny minitra vitsy.
🚚 Mandefa faritra rehetra
💰 Frais de livraison manomboka 3000 Ar
⚠️ Aza tara fa efa kely sisa !
📩 Mandefa MP na Tonga dia miantso :
📞 038 38 989 45

MANABE NONO – MANABE VODY – MANALA HATAVIZANA ✨🍈 Papaya Manabe Nono🧄 Garlic – 🌶️ Chili – 🌿 Sakamalao👉 Fitambarana vokatr...
09/01/2026

MANABE NONO – MANABE VODY – MANALA HATAVIZANA ✨
🍈 Papaya Manabe Nono
🧄 Garlic – 🌶️ Chili – 🌿 Sakamalao
👉 Fitambarana vokatra voajanahary mahery vaika manentana ny fivezivezen’ny rà sy manatsara ny bika aman’endrika.
💥 Tombontsoa lehibe:
✔️ Manabe nono voajanahary (Papaya)
✔️ Manabe sy manamafy vody
✔️ Manala hatavizana sy havizanana
✔️ Manentana ny vatana sy ny hozatra
✔️ Manamafy hoditra, manala hoditra malemy
✔️ Mahatonga hafanana kely (famantarana fa miasa)
🧴 Fomba fampiasana:
– Sasao aloha ny faritra hosorana
– Asiana crème na oil kely
– Kosehina moramora 5–10 minitra
– Atao 1–2 isan’andro (maraina sy hariva)
⚠️ Fanamarihana:
– Hafanana kely dia ara-dalàna
– Aza atao amin’ny hoditra misy ratra
– Aza atao amin’ny tarehy
📦 Résultat tsara hita rehefa ampiasaina tsy tapaka
🚚 Mandefa faritra / manao livraison (frais à partir de 3 000 Ar)
📞 Commande & infos:
📱 WhatsApp : 033 30 530 56
📞 Téléphone : 038 38 989 45

✔️ – Savony & Crème Naturel  🍑🔥  Ito ilay manalehibe vody💜Te hanana vody boribory, miakatra ary henjana ve ianao ry ladi...
27/12/2025

✔️ – Savony & Crème Naturel 🍑🔥
Ito ilay manalehibe vody💜
Te hanana vody boribory, miakatra ary henjana ve ianao ry ladies? 💃✨
👉 Vahaolana naturelle sy mora ampiasaina!
🌿 Misy karazany 3 : 🌶️ Sakay
🫚 Sakamalao
🧄 Tongolo gasy
⏳ — ampiasaina tsy tapaka, ao anatiny 3andro monja dia ahita vokatra ianao 💖
Misy ihany Koa ilay Manala tavy
Mandefa faritra
🚚 Frais de livraison: manomboka 3000 Ar
💬 MP raha hanao commande
📞 Phone: 038 38 989 45
📲 WhatsApp: 033 30 530 56

🌟 BRAVIA – Fikarakarana hoditra Premium 🌟Mitady vokatra manadio, manamafy ary mampihamiratra ny hoditrao ve? Ireto avy n...
19/11/2025

🌟 BRAVIA – Fikarakarana hoditra Premium 🌟
Mitady vokatra manadio, manamafy ary mampihamiratra ny hoditrao ve? Ireto avy ny BRAVIA Baba de Caracol:

🧴 Unifying Body Cream
➡️ Manalefaka hoditra
➡️ Manatsara ny lokon’ny hoditra
➡️ Mampihamiratra sy manome hydration

🌿 Facial Cream
➡️ Mampihena tasy sy mony
➡️ Manadio tarehy
➡️ Atao isan’andro ho an’ny hoditra mamiratra

🧼 Beauty Soap – Cleansing & Purifying
➡️ Savony manadio lalina
➡️ Manala loto sy tasy
➡️ Mampitovy loko sy manome mangirana

✨ Karazana hoditra rehetra mety aminy!

📩 Afaka mamandrika mivantana ato
🚚 Livraison rapide
Sady Mandefa faritra ihany Koa izahay
Antsoy ny 038 38 989 45 na MP

Address

Antananarivo
TANA101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HAD SABAR posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share