Jejo stylé

Jejo stylé Mora nefa mahita ny tsara

💥🤟Aty ny maso ary e!🤘🔥Iza amreo no tinao ny fihirana🎙️ sy ny fihetsiny🤔?🛑aza asino ny manaraka ny pejy a❗️
09/04/2026

💥🤟Aty ny maso ary e!🤘🔥
Iza amreo no tinao ny fihirana🎙️ sy ny fihetsiny🤔?
🛑aza asino ny manaraka ny pejy a❗️

🐶Ndao mba anao resaka alika ndray e😝🤣 iza no mankafy chien de race ato?😻
31/03/2026

🐶Ndao mba anao resaka alika ndray e😝🤣 iza no mankafy chien de race ato?😻

05/03/2026

♦️Salama!
😭Tena mampalahelo ny zavatra niseho, 😱mampalahelo ihany ko ny mahita ireo olona mijery👀 fotsiny ts misy miehetsika mba anavotra🏊
Mirary fihononana feno ho an'ny fianakivana manamanjo,😞

https://www.facebook.com/share/r/18AAXFfUM3/

19/02/2026

Iza no makafy miheno tantara ato?🥰😎🧐

𝗧𝗔𝗧𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗩𝗢𝗡𝗝𝗜𝗠𝗔𝗜𝗞𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗗𝗔𝗟𝗢𝗩𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗥𝗜𝗩𝗢𝗗𝗢𝗭𝗔 𝗚𝗘𝗭𝗔𝗡𝗜  𝗔𝗹𝗮𝗿𝗼𝗯𝗶𝗮 11 𝗙𝗲𝗯𝗿𝗼𝗮𝗿𝘆 2026 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 01 𝗼𝗿𝗮 𝗌𝗒 𝗌𝖺𝗌any . 𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 : 𝗔𝗧𝗦𝗜𝗡𝗔...
12/02/2026

𝗧𝗔𝗧𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗩𝗢𝗡𝗝𝗜𝗠𝗔𝗜𝗞𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗗𝗔𝗟𝗢𝗩𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗥𝗜𝗩𝗢𝗗𝗢𝗭𝗔 𝗚𝗘𝗭𝗔𝗡𝗜 𝗔𝗹𝗮𝗿𝗼𝗯𝗶𝗮 11 𝗙𝗲𝗯𝗿𝗼𝗮𝗿𝘆 2026 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 01 𝗼𝗿𝗮 𝗌𝗒 𝗌𝖺𝗌any
.
𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 : 𝗔𝗧𝗦𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 , 𝗔𝗡𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗚𝗔 ,𝗔𝗡𝗔𝗟𝗔𝗡𝗝𝗜𝗥𝗢𝗙𝗢 ,𝗔𝗟𝗔𝗢𝗧𝗥𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗚𝗢𝗥𝗢
Antotan'isa voaray avy amin'ireo faritra 4 sy distrika 12 tena voakasiky ny fandalovan'ny rivodoza GEZANI:
* Namoy ny ainy 20 (18 Toamasina II , 02 Ambatondrazaka)
* 15 no olona tsy hita
* 33 naratra mafy
* 3 208 no traboina ,(744 tokantrano)
* Nafindra toerana 2 742 (818 tokantrano).
𝙈𝙖𝙧𝙞𝙝𝙞𝙣𝙖 𝙛𝙖 𝙢𝙗𝙤𝙡𝙖 𝙖𝙤 𝙖𝙣𝙖𝙩𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙛𝙞𝙟𝙚𝙧𝙚𝙣𝙖 𝙞𝙧𝙚𝙤 𝙛𝙖𝙝𝙖𝙫𝙤𝙖𝙯𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙩𝙤𝙢𝙥𝙤𝙣'𝙖𝙣𝙙𝙧𝙖𝙞𝙠𝙞𝙩𝙧𝙖 𝙞𝙨𝙖𝙣-𝙩𝙤𝙠𝙤𝙣𝙮 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙞𝙯𝙖𝙤,𝙨𝙮 𝙖𝙤 𝙖𝙣𝙖𝙩𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙛𝙖𝙣𝙖𝙣𝙜𝙤𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙞𝙧𝙚𝙤 𝙖𝙣𝙜𝙤𝙢-𝙗𝙖𝙤𝙫𝙖𝙤 𝙨𝙮 𝙖𝙣𝙩𝙤𝙣𝙩𝙖𝙣'𝙞𝙨𝙖 𝙞𝙝𝙖𝙣𝙮 𝙠𝙤𝙖 𝙣𝙮 𝙖𝙫𝙮 𝙚𝙩𝙤 𝙖𝙣𝙞𝙫𝙤𝙣'𝙣𝙮 𝘽𝙉𝙂𝙍𝘾 .
R.Ci
BNGRC

👋Miarahaba antsika🤝Tena maro ireo toerana sy ireo foto-drafitr'asa simba, misy ireo efa nanao hetsika ho fanampiana ireo...
12/02/2026

👋Miarahaba antsika🤝
Tena maro ireo toerana sy ireo foto-drafitr'asa simba, misy ireo efa nanao hetsika ho fanampiana ireo traboina ka enganie ho tonga soamantsara any antoerana ireny💔
mirary soa sy mankahery ny rehetra ✊

Fikafika kely androany ho antsika sahirana mikarakara ny volontsikaMaro ny fomba natoraly azonao ampiasaina hikarakarana...
10/02/2026

Fikafika kely androany ho antsika sahirana mikarakara ny volontsika

Maro ny fomba natoraly azonao ampiasaina hikarakarana ny volo amin'ny akora hita ao an-trano. Ireto ny sasany amin'ireo fika (astuces) malaza indrindra:

1. Mampitombo sy mampaniry volo

Tongolo gasy: Totoina ny tongolo gasy 1 lehibe mba hivoaka ny ranony, hosorana amin'ny faritra sola na tsy misy volo, avela eo mandritra ny 30 minitra vao kobanina.
Sakamalaho: Totoina ny sakamalaho ary afangaro amin'ny menaka oliva na menaka recin (kinana). Ahosotra amin'ny volo ary avela eo mandritra ny 10-15 minitra.
Romarin: Ampangotrahana ny romarin (50g) anaty rano 1 litatra mandritra ny 15 minitra. Ity rano ity no ampiasaina hanakobanana ny volo farany (dernière eau de rinçage) rehefa avy manasa loha.

2. Mampahalava sy mampasalama

Ranom-bary: Alona mandritra ny alina ny vary mba hahazoana ny ranony fotsy (mariatra). Azo atao masque mialoha ny hanasana loha na ampiasaina hanakobanana ny volo mba hampalava azy.
Vahona (Aloe Vera): Ity dia tsara ho an'ny hydratation na mampando ny volo mba tsy ho mora tapaka.
Atody sy Tantely: Afangaro ny atody sy ny tantely (sy ronono raha misy) hatao masque mialoha ny hanasana loha mba hanomezana hery sy hamirapiratra ny volo.

3. Manala angadrano

Vinaingitra paoma (Vinaigre de cidre): Afangaro amin'ny rano ary ampiasaina hanakobanana ny volo mba hanalana angadrano sy hampamirapiratra azy.
Romarin: Manampy amin'ny fanalana angadrano ihany koa ny fampiasana ny rano nampangotrahana romarin.

Address

Mandrimena
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:30
Tuesday 08:00 - 17:30
Wednesday 08:00 - 17:30
Thursday 08:00 - 17:30
Friday 08:30 - 17:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jejo stylé posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share