Atelier Granite à fenoarivo

Atelier Granite à fenoarivo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Atelier Granite à fenoarivo, Business Center, Fenoarivo, Antananarivo.

👉 CREATION/ VENTE/ COMMANDE /LIVRAISON PARTOUT À MADAGASCAR👈

fiable /Durable /collaboration

📞0332329394 / 0322297595

Siège fenoarivo TANA(Route RN1 )

Manome ny tsara indrindra ho anao 🙏

MIARAHABA ANTSIKA REHETRA !🚨AZA TARA ARY FA FOTOANANY ZAO !ANDE HO HATSARAINTSIKA DAHOLO NY TOERANA MISY ANTSIKA 👌MANDRA...
06/08/2026

MIARAHABA ANTSIKA REHETRA !

🚨AZA TARA ARY FA FOTOANANY ZAO !

ANDE HO HATSARAINTSIKA DAHOLO NY TOERANA MISY ANTSIKA 👌

MANDRAY COMMANDE FOANA IZAHAY MANDRITRY ITY VOLANA ITY

TOY NY :
*TABLE DE TRAVAIL
*CHAISE EN GRANITE
*CHEVALET DE BUREAU
*RECEVEUR DE DO**HE
*BAIGNOIRE
*TOMBEAU
*CARRELAGE AU SOL
*MURAL
*ESCALIER EN GRANITE

COULEUR : NOIR, GRIS CLAIR, GRIS FONCÉ,GRIS ROSÉS

DIMENSIONS :2/70
ÉPAISSEUR :2,5CM /3CM

👉AFAKA MANDRAY CHANTIER LEHIBE IZAHAY AN, MISOKATRA HONTSIKA REHETRA NY FIARAHA MIASA

CONTACT : 0332329394

TOERANA : LAKAMISY FENOARIVO

FALY MIARAHABA ANTSIKA REHETRA 👋Mitohy foana fandraisanay commande an!🎯Table de travail (vitrifié)🎯 Chaise en granite🎯 Î...
31/07/2026

FALY MIARAHABA ANTSIKA REHETRA 👋

Mitohy foana fandraisanay commande an!

🎯Table de travail (vitrifié)
🎯 Chaise en granite
🎯 Îlot central
🎯Mural en granite
🎯 Receveur de do**he
🎯 Carrelage au sol en granite
🎯 Bassin en granite
🎯 Escalier en granite
🎯Paraiment
🎯 Baignoire

COULEUR DISPONIBLE :noir , gris clair, gris foncé, gris rosés

ÉPAISSEUR : 2, 5 cm / 3 cm

DIMENSIONS : 2m44/70cm

Manao devis gratuit izahay ra toa ka mahaliana anao ny fiaraha miasa aminay , kalitao maharitra 😊

🚨Aza tara ary an! Ho anao Mitady granite noir , fotoanany Zao , disponible de suite avy hatrany ra Mila granite noir ianao!

👉Na Ianao eto Afovoantany na ihany koa any amin'ny faritra misy anao

Afaka miara miasa tsara aminao ny société anay , contrat mazava tsara ,asa ara dalana

Toerana misy anay, ety lakamisy fenoarivo arrêt bus la CASA grande

📞0332329394

Mirary soa ho antsika rehetra mpanaraka ny pejy tompoko 🙏

Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy 😊🙏Mandray commande foana izahay eto amin'ny orinasa Tompoko :👉 Paillace cuis...
29/07/2026

Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy 😊🙏

Mandray commande foana izahay eto amin'ny orinasa Tompoko :

👉 Paillace cuisine
👉 Carrelage sol en granite
👉 Mural
👉Table
👉 Escalier(en flottant)
👉 Receveur de do**he
👉 Escalier bouchardé
👉 Briquette de paraiment
👉Îlot central
👉Plheinte
👉Bassin

Raha mitady escalier en granite ihany koa ianao , misy escalier en granite disponible de suite ato aminay mihisa 31 (Dimension 90×30)

Mandray commande izahay na any amin'ny faritra azy ianao, na any ivelany Madagasikara

Manao contre mesure ihany koa izahay rehefa hanao confirmation commande ianareo mpanjifa💫

Ra mahaliana anao ary dia antsoy mivantana ny laharana📞0332329394
0322297595

Foibe misy anay lakamisy fenoarivo arrêt bus la CASA grande tsarahonenana RN1

Mirary soa ho antsika rehetra

Miarahaba mpanaraka pejy rehetra 😊🚨AZA TARA ZAREO AN! 💥 Disponible granite noir amin'ny ity semaine ity 👌, 4 jours fahav...
27/07/2026

Miarahaba mpanaraka pejy rehetra 😊

🚨AZA TARA ZAREO AN!

💥 Disponible granite noir amin'ny ity semaine ity 👌, 4 jours fahavitany commande raha toa ka granite noir no tadiavinao Tompoko 💥

Aza misalasala ary miantso mivantana na ihany miditra hafatra miafiana

Contact :0332329394

Contact wattsap :+ 261 32 22 975 95

Mandray commande hafa ihany koa izahay an 😊, afaka Mandefa any amin'ny faritra ihany koa 💫

Mirary erinandro Mahafinaritra hoantsika rehetra 🙏

Miarahaba antsika rehetra 😊Hoanao izay Mila latabatra vita avy amin'ny granite , ity ary misy table en granite noir pour...
21/07/2026

Miarahaba antsika rehetra 😊

Hoanao izay Mila latabatra vita avy amin'ny granite , ity ary misy table en granite noir pour 10 personnes, épaisseur 3cm , mesure 2,85/0,75

Prix : 1.500.000ar

Raha mety aminao antsoy mivantana ny laharana 0332329394/0322297595

Toerana lakamisy fenoarivo

📣 Hankafaliana hatrany ny miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy,na eto an toerana sy any ivelan'ny Nosy🤝🇲🇬🎯 Mitohy...
20/07/2026

📣 Hankafaliana hatrany ny miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy,na eto an toerana sy any ivelan'ny Nosy🤝🇲🇬

🎯 Mitohy foana ny fiaraha miasa aminareo mpanjifa hajaina rehetra an, na ianao mpandraharaha ,na olon tsotra,na ihany koa orinasa . Manana projet goavana tianao ho tanterahana ve ianao ? Eto izahay Société Granite fenoarivo afaka miara miasa aminao avy hatrany. Ara dalana hatrany ny fiaraha miasa aminay

🎯 Mandray commande avy any amin'ny faritra ihany koa izahay 😊

🎯Aza misalasala ary manantona anay mivantana ety amin'ny atelier anay ety lakamisy fenoarivo arrêt bus la CASA grande ampitan'ny pharmacie de la RN1

Laharana finday hahazona anay mivantana :
📞0332329394/0322297595

Wattsap+261 32 22 975 95

Misokatra 7 jours/7

Mirary soa hoantsika rehetra 🙏

Miarahaba antsika rehetra erak'i Madagasikara 😊🤏Mitohy foana ny fiaraha miasa antsika rehetra an👌Aza  ary misalasala Man...
17/07/2026

Miarahaba antsika rehetra erak'i Madagasikara 😊

🤏Mitohy foana ny fiaraha miasa antsika rehetra an👌

Aza ary misalasala Manao commande toy ny :

⚪Paillasse cuisine
⚪ Îlot central
⚪Table
⚪ Escalier
⚪Mural
⚪ Carrelage au sol
⚪ Receveur de do**he
⚪Table
⚪ Baignoire
⚪Briquette de paraiment
⚪Margel piscine

Ireo rehetra ireo Dia vita avy amin'ny granite daholo

Misy loko afaka hisafidiananao toy ny :
Granite gris clair, gris foncé, noir brillant,gris rosés

Mandray commande izahay na eto Afovoantany na any amin'ny faritra,n'aiza n'aiza toerana misy anao

Toerana misy anay mazava hoazy fa ety lakamisy fenoarivo arrêt bus la CASA grande tsarahonenana ampitan'ny pharmacie de la RN1

Contact :0332329394/0322297595

Wattsap+261 32 22 975 95

Manao devis sy contre mesure izahay rehefa vonona ianao tompoko 😊🙏

Miarahaba mpanaraka pejy rehetra 😊Manao grand travaux izahay eto amin'ny Société Granite fenoarivo , afaka miara miasa  ...
04/07/2026

Miarahaba mpanaraka pejy rehetra 😊

Manao grand travaux izahay eto amin'ny Société Granite fenoarivo , afaka miara miasa amin'ny orinasa rehetra izahay, Manao ny asa rehetra momban 'ny vato granite toy ny :

💥 Carrelage au sol
💥 Paillace cuisine
💥 Mural en granite
💥 Bassin en granite
💥 Escalier en granite
💥 Bassin en granite
💥 Tombeau
💥 Receveur de do**he
💥Table en granite

Couleur : gris clair, gris foncé, noir, gris rosé

Prix plan de travail :500.000ar/m2(avec découpe: évier, finition,collage)

Prix escalier : 270.000ar /m2 (avec pose)

Prix carrelage au sol et mural: 220.000ar/m2 avec pose

Mbola maro be , afaka manantona anay mivantana ianareo mpandraharaha na olon tsotra na ihany koa orinasa vaventy manana projet goavana .

Azo antoka tsara ny fiaraha miasa satria izahay Dia manana taratasy ara dalana tsara avokoa sady fournisseur (usine) afaka manatanteraka izay rehetra ilainao tompoko

Service après vente !

Raha mahaliana anao ary antsoy mivantana ny laharana : 033 23 293 94/0322297595

Contact wattsap :+261 32 22 975 95

Foibe route RN1 arrêt bus la CASA grande entre fenoarivo sy tsena Lakamisy eto Tananarive

Miarahaba ny mpanaraka ny pejy rehetra 🤚Mitohy foana ny fiaraha miasa hoantsika rehetra na ianao Orinasa , na ianao chef...
28/06/2026

Miarahaba ny mpanaraka ny pejy rehetra 🤚

Mitohy foana ny fiaraha miasa hoantsika rehetra na ianao Orinasa , na ianao chef de chantier,na ihany koa olon tsotra ,afaka miara miasa tsara aminao izahay 😊.

Mitohy foana ny fandraisanay commande na eto an toerana na any amin'ny faritra rehetra misy anao .

Mandray izahay toy ny :

🟡 Paillace cuisine
🟡 Escalier en granite (bouchardé, adouci,poli)
🟡Table en granite (avec pied ou sans pied)
🟡Bassin en granite
🟡Mural en granite
🟡 Carrelage au sol en granite (épaisseur en 3 cm)
🟡 Receveur de do**he
🟡 Îlot central
🟡 Découpage de bloc
🟡Lave mains
🟡Plaque inaugurale
🟡 Monuments

Foibe misy anay : Fenoarivo Alakamisy RN1
arrêt bus la CASA grande ampitan'ny pharmacie de la RN1

Afaka Manao contre mesure izahay rehefa vonona ianao hanao commande 😊

Raha mahaliana anao ary dia antsoy mivantana ny laharana 📞 0332329394/0322297595

Wattsap+ 261 32 22 975 95

Mankasitraka antsika rehetra,ho Samy tahian'Andriamanitra 😊🙏

Address

Fenoarivo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Atelier Granite à fenoarivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share